You are here: home > Forum

Sao mba misy mahalala,

Lohahevitra : Informatika
Fitohizan'ny hafatra : Sao mba misy mahalala,
Valiny : 3
haingoniaina2002 - 04/12/2003 12:11
Mitady logiciel M.visual basic ( ) ho téléchargena aho, sao mba misy mahalala site misy azy io,
Nahita ihany aho fa complément fotsiny fa tsy ny tena izy
Valio | Miverina eny ambony
favy - 04/12/2003 17:59
tadiavo ao amin'ny google ao fa mety misy ao
Valio | Miverina eny ambony
mouvoka - 18/01/2004 19:29
Tsy hahita complet mihintsy ianao raha hieritreritra hi-telecharger izany. Raha tsy hoe angaha any antin'ireny p2p ireny (tsy manao pub an'io aho satria dia io mihintsy ilay lazaina hoe *piratage*). Fa mety misy ihany ny namana mety hanana ?
Valio | Miverina eny ambony
haingoniaina2002 - 20/01/2004 20:28
Tena tsy mahita tokoa é!,
Fa misaotra antsoika namaly,
Mouvoka sy Favy,
Misaotra é! dé mazotoa,
A +
Valio | Miverina eny ambony