Liste des messages
Liste de tous les messages, par ordre de date
xxx
(
27/11/2003 12:07)
kilaoty mifono vy
Mba revin'ialahy isany ve ny sipa raha mafy silipo ?...
suite
répondu par fijo le 23/01/2004 09:39
xxx
(
26/11/2003 19:33)
manapasaka
Tena mbo misy fantans milay ty ry
reto a!!! Tena mety ve raha ohatra ka
manapasaka sipa nefa manao kapoty???...
suite
répondu par fijo le 14/01/2004 10:31
fijo
(
25/11/2003 11:31)
gasy ao paris
Manao ahoana daholo.
saika mba hasiako teny kely ry zalahy ny totran'ireo gasy ao paris ireo.(ny ankamaroany)tena mihevitra ry zareo fa hoe rehefa ao paris dia tena avo be.nefa anie ka maro no tena m...
suite
répondu par xxx le 25/10/2004 14:39
xxx
(
23/11/2003 20:30)
Ry tovovavy isany.....
Aleo koa aho mba hitaraina.
Matetika ny lehilahy heverinareo fa hoe mandefitra foana. Ny ankamaroanay mantsy na dia mampirafy aza nareo dia ekenay ihany... na dia midongy aza nareo dia ekenay ihany!!...
suite
répondu par mawashi le 14/01/2004 11:22
xxx
(
23/11/2003 20:14)
Ao amin'ny namana
- Possibilité hametrahana alias amin'izay ny namana tsy voatery hanana boaty 2 na 3 na sns...
- Hafatra tahiry. Anamboarana boaty anankiray hoe Hafatra tahiry. Diia amin'izay izay hafatra tena ilain...
suite
répondu par xxx le 09/12/2003 14:53
hoditrakondro
(
22/11/2003 15:44)
kilalaon-tsary sipa manja
Jereo ny sary eto @ny takelaka dia mba lazao oe iza no sipa manja indrindra @ ireo nametraka ny sariny ao....
suite
répondu par hoditrakondro le 26/02/2004 20:17
hoditrakondro
(
22/11/2003 15:42)
Kilalaom-bôgôsy
Mba tanisao eto ny filaharan'ireo namana lahy manan'endrika nametraka sary eto @ny serasera....
suite
répondu par fijo le 14/01/2004 09:36
sosonaka
(
19/11/2003 14:55)
fisian'Andriamanitra
Raha tsy misy Izy tsy izaho sy ianao
Raha ts misy Yzy tsy nisy izao ary rehetra izao
Raha tsy misy Izy iza nomba hiaro anao
Raha tsy misy izy dia mba avy aiza ary ny feon'ny fieritreretana...
suite
répondu par librepenseur le 19/03/2004 19:50
xxx
(
17/11/2003 16:50)
Ben'ny tanana
Tsara ve ny hisian'ny karazan'antoko ao anatin'ny manolotsain'ny tanana.Sa avela hanjaka tokana...
suite
répondu par xxx le 05/01/2004 12:41
xxx
(
17/11/2003 16:16)
tantara hafa
Mitovy @ ilay lalao iray ihany ity fa ny mahahafa kely azy fotsiny dia atao miady rima raha mety. Rahamety hoy aho an!
Fiainana daholo izany...
suite
répondu par iartistika le 18/04/2005 15:58
xxx
(
15/11/2003 11:22)
1er contact
Lehilahy no manoratra. Inona kay no zavatra tadiavinareo vehivavy ho fantarina voalohany indrindra rehefa misy kôfa miresaka aminareo.
Dia manomboka aiza nareo no mety hoe mi-s'intéresser amin'ilay...
suite
répondu par fijo le 14/01/2004 09:37
xxx
(
15/11/2003 11:20)
Fianarana mi-charme
Tsy ny vehivavy ihany no tokony hahay hi-charme.
Ilaina io na amin'ny lafiny asa na amin'ny lafiny fifandraisana fotsiny.
Ny kôfa mantsy tonga dia mivatravatra fotsiny matetika.
Ahoana no atao reh...
suite
répondu par fijo le 27/01/2004 09:28
fijo
(
14/11/2003 09:38)
misy ve andriamanitra?
manao ahoana daholo ry namana.
amin'izao taojato misy an-tsika izao,dia manontany tena aho hoe misy ve andriamanitra.izaho manokana aloha tsy mino azy io.nefa moa samy tsy mbola nahita isika koa hafa...
suite
répondu par flmlot92 le 16/11/2012 21:33
fijo
(
14/11/2003 09:20)
momba an-dratsiraka
manao ahoana daholo.
Mba fantatrareo ve,fa ny zanaky raveloson (neveun'i radidy)anie ka vice consul aty marseille?dia tsy hisy fifandraisana ve ao hoy ianareo?...
suite
répondu par fijo le 06/02/2004 20:49
xxx
(
13/11/2003 20:22)
Ry tovolahy isany................
Ho an'ireo zay mahatsapa tena fa Lahy rehetra! Mba valio kely 'reto fanontaniako ireto azafady:
-sarotra b @nreo v kay ny manaja anay viavy?
-inn koa no mahatonganareo mandaiga @nay?
-ary sarotra b...
suite
répondu par fijo le 13/01/2004 12:36
balolo
(
13/11/2003 17:55)
NY TANANA MADIO
tsy inona akory e! fa ny mikasika ny lehilahy mipipy eny andalana mba mila vahaolana izy ireny...
suite
répondu par isrine le 19/12/2003 12:38
pisobe
(
12/11/2003 15:11)
Vehivavy Malagasy - Liban
Salut!
Betsaka ny resaka nandeha indrinadra any Dago: marina ve ny zavamisy iainan'ny vehivavy aty Liban?
Fanazavana:
1- Inona no mahatonga ny olana?
- Milalao telephone
- Tsy mahalala ny ata...
suite
répondu par isrine le 23/01/2004 19:04
fijo
(
12/11/2003 09:04)
sary alefa eto
manao ahoana daholo.misy zavatra tsy azoko mihintsy ato.toe-tsaina,efa ele izy io tany mada,nefa dia mbola hita eto ihany.rehefa mandefa sary ato ny namana sasany,dia tsy maintsy sary mampiseho fanana...
suite
répondu par tess le 06/10/2010 15:42
hery
(
09/11/2003 11:12)
Dokam-barotra toa inona???
Samy nahatsikaritra isika fa misy dokambarotra vitsivitsy ny site tato ho ato. Amin'ny maha-maimaim-poana ny site dia miezaka mitady fomba hafa izahay hampidiram-bola.
Ahoana ny fahitanareo ny dokam-...
suite
répondu par hery le 30/12/2003 12:52
lilah
(
08/11/2003 12:58)
ny seckretera gasy mivonavona
hita mihintsy ny maha tsy ampi fianarana ny secretaire any @tsika,sady mianjona no mivandravandra,ohatra ny iny no deba ,mba ovay fa hita fa tsy mahai mandray ol eh!!...
suite
répondu par pitchou le 11/04/2005 20:01
