ny seckretera gasy mivonavona

1. lilah ( 08/11/2003 12:58)
hita mihintsy ny maha tsy ampi fianarana ny secretaire any @tsika,sady mianjona no mivandravandra,ohatra ny iny no deba ,mba ovay fa hita fa tsy mahai mandray ol eh!!
novalian'i pitchou ny 11/04/2005 20:01
2. rrdo ( 08/11/2003 13:33)
miray hevitra aminao am zay resaka zay! ary tena marina mihintsy fa raha miditra birao ianao dia tsy mba misy charme, na fandraisana mahafa po, na manontany tsara anao hany ianao ka ohatran ny sadaikatra na misy zavatra tianao aza ao!
Fa ny indro kely am io sujet io fotsiny dia manambany loatra, hita ary fa zay, ka tokony milaza milamina fotsiny
3. admin ( 08/11/2003 14:16)
Angamba tsy ny sekretera gasy rehetra no miavonavona... sarotra mantsy ny mahita asa amin'izao fotoana izao ka raha misy olana dia be ny matahotra ho voaroaka. Misy izany ireo sekretera izay tena manao ny asany ara-dalána.
Fa amin'ny fanjakana ve no resahinareo sa amin'ny fiasana tsotra?
4. igliky ( 08/11/2003 14:29)
zany hono ry sekretera, mba ovay hono ny fomba fandraisana olona e!
5. oupsyyy ( 08/11/2003 14:51)
Aza generaliser kosa r anga a, tsy voatery hoe secretaire iray no ratsy de forcemment tsy maintsy ho ratsy daolo ny sisa rehetra.

Mandoto ny asana secretaire kosa nareo
6. jeanbob ( 09/11/2003 16:24)
Tsy ny secrétaires rehetra aloha no manao io toetra io fa ireo tsy ampy fanabeazana. Tsy ilay secrétaires no vendrana fa ilay mpampiasa maka ireny secrétaires ireno no tena tsy aoz mihintsy.. matetika izy ireny dia olona atao hoe "BOUCHE TROU" de tavela ao am farany satria misy ilay hoe akama na havana na hoe secrétaire atao ody ramaky ny debadeba e...

Masiaka loatra ve aloha ny famaliko e. Aoka ny tantara no hitsara .
7. pisobe ( 09/11/2003 11:34)
Sssalut!
Ka izy anie zany natao hitendry machine fotsiny e. Le sekretera fantatro zay alou, tsy miavona. zany sekretera zany anie ka tokony ho mendrika e!
8. mimitiana ( 09/11/2003 17:00)
Eny e, marina aloha zany hoe tsy ny sekretera rehetra no manao izany toetra ratsy izany, nefa azo lazaina fa ny ankabeazan'ny mpiasa birao dia tsy mahay mandray olona, nefa tsy sarotra anie izany rey olona e! Tsiky dia ampy sa ahoana hoy nareo? ny soa fianatra e!
9. rfanjav ( 11/11/2003 14:48)
Tsy hoe manambany ny mpiasam-panjakana fa ry zareo ao @ birao mpanjakana no tena ahitana an'io sekretera miavona io, (indrindra @ ireny sekretera-na poste politika ireny)

ary aza généraliser-na fa betsaka no miezaka manao ny asany am-pitsikiana a!
10. fijo ( 14/11/2003 09:25)
tsy aty mada ihany io,fa na aty france koa aza dia maro ny toa izany.mety ilay asa mihintsy angamba no mahatonga izany.
11. isrine ( 14/11/2003 15:59)
Salut!
Matoa ny olona 1 tsy manao ny asany ampitsikiana dia midika fa tsy asa mendrika ho azy zany le izy.
MArina zany ry Mamitina a, soa fianatsa ro mahavokatsa!
12. zerhum ( 16/11/2003 09:19)
efa manao string ve ny sekretera gasy aminizao 3 eme millenaire zao
13. tsifr ( 19/11/2003 16:06)
Marina mihitsy ilay hoe sekretera miavona. Tsy ny sekretera ihany anefa fa na ny mpiasan'ny guichet n'ny Poste ireny koa aza dia tena mahatsiravina mihitsy ny ataon'ny sasany.... be ny azo lazaina momba izany. Amin'ny fijeriko manokana dia rehefa sariaka sy mahay mandray olona ny sekretera ...sns... dia ampy izay fa tsy voatery hanao "string" araka ny voalazan'i Zerhum akory, tsy iny mantsy no hitako voalohany rahefa miditra birao aho fa ny fandraisany ahy.
14. nirijimka ( 21/11/2003 09:44)
marina hoe tsy généralisena ilay hoe secretaire miavona , satria raha bogosy sy be sosy ianao no hitany manantona azy dia tonga dafetbe no mitsena anao. sady misy manja izy ireny an! nefa ny mampalahelo dia ireo manja indindra no tena miseho hoe I'm a boss!!! sa ahoana ho'zy nareo?
15. oupsyyy ( 21/11/2003 10:46)
Tsy secretaitre tsony kosa angamba lesy zany ry nirijimka fa hafa ka
16. rfanjav ( 21/11/2003 12:45)
hita fa ny secretaire anie no tena miseho milay e, rehefa mandalo ao aminy ianao hiditra any @ deba , rehefa tsy avelany miditra dia tsy tafiditra e!
17. ricky ( 24/11/2003 19:20)
miavona sady matikambo
18. femmesolitaire ( 24/11/2003 10:45)
tsy voatery izy rehetra anefa fa arakaraky ilay olona ihany io eh
19. fijo ( 25/11/2003 11:19)
ilay tsy mahay ny asany no tena manao izany.
20. oupsyyy ( 25/11/2003 10:05)
Sy les sipa n ny deba kou an, attention les amis, ca existe
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1926