Liste des messages

Liste de tous les messages, par ordre de date
hery ( 14/10/2003 08:03)
ISP any Dago
Tsy haiko na nanao ahoana ny vokatry ny eBit farany teo. Ny hitako matetika mantsy dia bahanan'ny wanadoo.mg ny sehatra ka tsy manana safidy firy ny olona eo amin'ny resaka Mpanolotra ny Internet. Iza... suite
répondu par fanalanaazy le 05/12/2003 16:20
mahaizamifidy ( 13/10/2003 12:40)
Mozika
tezitra hono ny Rapeurs fa misy boysband mihira rap (Madagascar io)izahay anefa faly raha mba manao pop koa ilahisany satria izany ange ny tena henjana e,jereo izao ry Eminem fa manao pop tsy misy res... suite
répondu par malagasy le 16/12/2003 19:31
megane ( 10/10/2003 17:55)
firaisampinoana
mandeha ny resaka fa tsy hisy intsony ny firaisampinoana, mino aho fa tsy olon'nadriamanitra no mitady hanao izany, ary inona no tanjony @ izany anefa e?... suite
répondu par xxx le 23/01/2005 16:53
rfanjav ( 10/10/2003 17:45)
Téléphone portable
Ary ahoana koa ny @ ireny fiantsoana téléphone portable 1000 fmg eny an-dàlana ireny? Nahazo alalana ve ireny, ary mba mahazo tombony ve? Tsy haiko aloha ny rubrique tokony ametrahana ity adihevit... suite
répondu par ackassrak le 14/01/2016 16:57
rfanjav ( 10/10/2003 16:43)
Mpihira evanjelika hono
Ary ahoana indray ireny mpanakanto amin'izao fotoana izao toa lasa nivadika nanao hira ara-pilazantsara ireny?... suite
répondu par mouvoka le 18/01/2004 19:06
rfanjav ( 10/10/2003 14:09)
Misy firy kay ny lanitra
Mahagaga fa na dia samy mitonona ho kristianina izao aza dia mifanaratsy , misy mihitsy ny manambanimbany ny finoan'ny hafa, samy manandratra fa ny azy ihany no marina, dia miforona etsy sy eroa iza... suite
répondu par fijo le 19/02/2004 10:24
rfanjav ( 10/10/2003 13:12)
Iza no tsara kokoa
Miala @ Reny malala dia miditra @ Rainiboto. Iza no tsara kokoa, dia iza no mampanankarena kokoa?... suite
répondu par kitjo le 18/05/2004 07:40
rfanjav ( 10/10/2003 12:59)
Fihaonan'ny namana 2003
Manao ahoana, Raha hanomana fiarahana mitsangantsangana (excursion) @ ity taona ity, mazoto ve ianareo?... suite
répondu par djiulambout le 11/12/2003 12:56
rfanjav ( 09/10/2003 13:11)
Sombin-tantara
Afaka mandefa sombin-tantara foronina ve? Ahoana no atao?... suite
répondu par sejianis le 14/04/2004 15:46
mahaizamifidy ( 07/10/2003 18:44)
Tezitra be!
Tezitra be t@ maman-dry aho f izy angamba efa tena lasa adala,ilay sariko teo andohampandrinan-dry nosoloiny soratra hoe:Arovy aho Tompo,ireo boky feno taratasy tsiambaran-telontsika ireny,efa nafoiny... suite
répondu par rajaona le 09/11/2003 15:05
hery ( 07/10/2003 17:54)
Governemanta sy Microsoft
Hiara-miasa izany ny Governemanta sy ny Microsoft. Vaovao ratsy ho an'ny mpiondana Linux. Marina tokoa fa hiova indray ny fivoatry ny resaka ordinatera eto Madagasikara. Ho Windows daholo ny any amin'... suite
répondu par picasso le 29/12/2003 11:26
xxx ( 07/10/2003 12:19)
afaka revena milay ve?
misy madama zay any zany, $ alo de ananany e, ny euro tsy lazaina intsony, fa izao izy de ratsy sady tapa-barika no matavy be, mety fantatrao izy, sahy ary ve nareo raha eo @ toerako?... suite
répondu par lema le 08/01/2004 15:36
xxx ( 07/10/2003 11:08)
manin kay ny sasany no.....
in no mahatonga ny vehivavy sasany mampirafy e, misy tsirony anga io zavatra io sa???... suite
répondu par fijo le 13/01/2004 10:09
xxx ( 04/10/2003 18:20)
Manapasaka
Marina ve fa rehefa manapasaka sipa dia tena miraikitra tokoa ilay sipa fa sarotra ialana?? Fa inona no mahatonga an'izany??... suite
répondu par fijo le 23/12/2003 12:32
mampikanto ( 03/10/2003 09:32)
BAC G2
Mba ahoana r'ireto ny hevitrareo @ity BAC G2 tsy misy ity intsony, zany hoe mahafantatra ankizy maro2 aho tsy afaka teo nefa dia voatery mamerina 2 taona na telo taona indray vao mahazo manala satria ... suite
répondu par tsimisitoazy le 05/11/2003 20:56
ryana ( 30/09/2003 11:21)
...MIDIKA FA HOE TIAKO IANAO!
… MIDIKA FA HOE TIAKO IANAO! Ny tahotra manenika ahy fa hoe izaho ilaozanao, Tsy mandry saina, miahiahy fa hoe tsy hahita anao, Ireny alina mangina manadala ny fisainako, Tebiteby, fanahiana, ... suite
répondu par dasanga le 19/12/2003 11:14
mahaizamifidy ( 29/09/2003 18:48)
Tsy te ho faty?
An-kehitriny vao tsapako hoe:mafy @izay mikatsaka ny Paradisa mihitsy ilay hoe:ho faty sy antitra,izany anie no mahatonga an-drizareo ho anny am-piangonana io e!,ny tsy hofaty sy ny tsy ho antitra.Ny ... suite
répondu par xxx le 16/01/2005 10:03
mampikanto ( 29/09/2003 16:19)
SERASERA
SERASERA Soa fa nisy serasera, ahafahana mampita Ny fiainana, ny faniriana, eny hatramin’ny tsy hita Io no hany mahalala izay fihetseham-poko Na ny tsiky n any faly na koa ny toloko Soa fa ... suite
répondu par mampikanto le 29/09/2003 18:11
mampikanto ( 29/09/2003 16:18)
ANY IANAO
ANY IANAO ! Any ianao ry tiako! Hianoka hasambarana ho ampoka fitia Ny fonao sy ny azy mifandray tendro no hany fifaliako Miondana eo an-tratrany, tsy mahatsiaro ho mania Izay no hasambarako ar... suite
répondu par mampikanto le 25/11/2003 16:23
mahaizamifidy ( 26/09/2003 19:54)
Hihira sa hanao tsianjery?
Ho anareo mivikanny BB sy HH ity ka sokafy tsara ary ny MasoBEnareo,Hihira sa hanao tsianjery sa sady tsy hihira no tsy hanao tsianjery?,ko tsy aleo manao ohatranay! izahay an! sady tsy BB no tsy HH f... suite
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.5188