Dia tena sarotra tokoa ve ny mitia olona iray raha vao tsy misy firaisana ara-nofo??

81. fijo ( 09/01/2004 20:41)
ka ny fitiavana anie tsy vita irery,fa mila relation e
82. xxx ( 09/01/2004 12:06)
miosy koa anie kofa mitsapa fotsiny fa anjaranao no manisy hidiny sy miteny io rehefa tsy anao izy ny ahy aloha teneniko mihintsy hoe tsy ny firaisana akory no porofompitiavana fa tonga ho azy eny foana izany rehefa vonona ahosatry tsy hay akory vita ny zavatra de mipà eo izy de eo ianao no raisina ko inona moa zany
83. felampitia ( 16/01/2004 14:35)
Ny olana matetika de tsy mipetraka @ vvavy fa @ llahy satria ianareo llahy no tena mitady azy io @ ankapobeny, ny anareo sady tianareo ho azo ny fandria-mafana sy laoka ao anaty vilany hi!hi!, ianareo rhf miaraka @ vvavy ka tsy mety manao firaisana ny ol miaraka @nareo de midika tsy fitiavana zay, anefa rhf haka vady ianareo mitady vvavy mbola madio, de aiza ary ny toerana tokony hisy anay vvavy @ zany? tadidio fa ny vvavy de saropady tsy ohatra anareo llahy, ka moa va tsy azo récupererna @ zvt hafa ny firaisana ara-nofo, fa raha tena tia ianareo llahy dia tokony hanaja zay ol miaraka aminareo, raha mandinika angamba ianareo de ny vvvavy mahatandrina na atao we mampifilafila no tena sarotra hafoy kokoa noho ny vvavy tonga de manolotra
84. felampitia ( 16/01/2004 14:39)

85. felampitia ( 16/01/2004 14:41)

86. felampitia ( 16/01/2004 14:42)

87. felampitia ( 16/01/2004 14:43)

88. sitrakiniaina15 ( 17/08/2015 05:00)
Fa maninona moa no ho zarazarainy @olona tsy ho lasa vadiny ny fahadiovany??? Zay nge ilay mavoha e, ny ara-nofo no atao manjaka dia rehefa tsy manome izay tadiavina ilay sipa dia ampijaliana. Tsy mba tinareo ve zany hoe sipan-tsika bandy mbola madio daholo, mba any @atao hoe dingan'ny fanambadiana na koa hoe efa ho lasa vady izy vao atao an'zany. Mankaleo nge io e, heritsereto hoe: Manomboka 19 na 25ans any enao no manomboka manao firaisana @sipanao, de lasa vadinao aloha izy,ataoko hoe 1an ihan d efa lany ny maminy, nefa nareo hiaraka mandritra ny 50taona. Miandrasa kely e,ho atao fona io: misy antony matoa io tsy ataony dien'izao.
89. sitrakiniaina15 ( 17/08/2015 05:02)

90. sitrakiniaina15 ( 17/08/2015 05:02)

mahaizamifidy:

Ny mitia olona iray tsy misy firaisana angamba amiko tsy dia sarotra,fa tsy ataoko mitovy @ olona manao firaisana amiko kosa,samy tiako izy fa ny iray manatombo,ka izay ny olana,misy olona te ho tiana nefa tsy mety manao firaisana ara-nofo,nefa mety mifanoroka sy safosafoina,izy koa manao an izany a!,rehefa manomboka excité aminizay ianao tsy mety izy fa tsy te hanao an izany,hono,ny tena mahagaga koa dia na miaraka efa ho dimy volana aza tsy mety foana izy nefa ny olona efa mahalala fa miaraka,ianao tsy afaka mampirafy, izy tsy mety hanao,ianao anefa mba te hikembakemba,koa tsy aleo misaraka,efa hita fa io no mampiavaka ny fitiavako anao sy ny anabaviko koa mbola inona indray,raha avelanao mampirafy aho anie anao izany e!,fa tsy sady gejaina aho no tsy mety manao firaisana amiko ianao,izany kosa ve tsy mahasosotra be.Misy sipa izany tsy mety mikemba mihitsy dia avy eo ianao tratrany mampiaraka dia mitomany hono izy kanefa tsy nisy nokitiana akory ny entany.de inona no mahasaropiaro azy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3903