Dia tena sarotra tokoa ve ny mitia olona iray raha vao tsy misy firaisana ara-nofo??

21. jo1211 ( 04/11/2003 20:52)
Hay ve efa manambady ianao e!.Hoy ianao hoe tsy hifanerena, ny ahy kosa raha tiako dia tereko de rehefa tsy manome dia mitady eny @ sisiny aho.Raha milaza fa tia ny sipa nefa tsy mety toa tsy norme ihany izany. Raha matahotra ny ho bevohoka dia manao kapoty na tsy alefa any ny sperme.Rehefa mirevirevy dia tokony ho mandeha ho azy ny sisa rehetra avy eo.
22. fijo ( 05/11/2003 09:57)
marina izany ry jo1211 a.tia tsy manonme,lasa mande.
23. rfanjav ( 05/11/2003 13:14)
Andray kosa,

Mitady hanao didy kofehy lehibe (izao moa no fanoratra azy, tenenina fotsiny izy no mahazatra fa tsy haiko soratana akory)
fotsiny izany ianareo lehilahy kou,

tsy mba afaka ny hanaja ny sentiment sy fanirianay vehivavy,

sao dia lasa viol indray izany?!

ilay hoe manao firaisana mantsy amiko olona roa farafahakeliny no afaka manao azy io fa tsy hoe te ... ralehilahy dia tsy maintsy ! NON!
24. fijo ( 06/11/2003 09:22)
fa angaha kosa hoe izany.mba diniho anie e.6 volana miaraka eny foana,dia mandeha ny safosafo sy orokoroka,dia tsy maintsy taitra ra lehilahy,na koa miara taitra,dia avy eo dia lasa saina tampoka ra vehivavy,dia hoe an an aleo tsy tohizana.mba azonareo zavavy an-tsaina ve ny frustration morale sy physique mahazo anay?dia ianareo ihany no sosotra sy mitomany rehefa mahita ilay olona mitady hafa.mba diniho amin'ny fo tsy miangatra anie io voalazako io e.
25. rfanjav ( 06/11/2003 15:51)
Toa izaho indray no ifandrombonanareo lehilahy eto! ha ha ha

dia mihevitra izany ianareo hoe rehefa tairina @ safosafo sy orokoroka dia hanome moramora ravehivavy, dia raha mbola tsy manome dia tezitra ianareo!

Izay tsy mahatanty miala e! izay ihany,
ny alahelo sy tomany ve moa ho anay vehivavy tsy hisy foana, (hainay indray io), fa rehefa mitazona ny "conviction"-nao ianao (ny vehivavy izany) hoe tsy hanome dia mety hahatsiaro ho soulagée indray aza!

Ho ahy manokana aloha izany fa tsy haiko ny hevitry ny vehivavy sasany,
26. fijo ( 06/11/2003 19:51)
masiaka,mechante,nasty;soulagée ahoana,ny olona ve romotra dia ianao soulagée?aza dia manao an'io ianareo vehivavy fa ratsy.
27. rfanjav ( 07/11/2003 19:44)
Hay, ka tsy mahatsiaro ho soulagé indray ve ianao rehefa hoe nandresy tentation anankiray ka!

ratsy @ ahoana indray ary,
sa ve hoe voatohintohina ny hambomponareo lehilahy,
dia izahay indray no lazaina fa masiaka,
aiza re izany e!

28. xxx ( 07/11/2003 09:46)
rehefa tsy mety milel*) dia hampinonoy katal*)na asaivo miboridana de mi-masta ingahy na ny nonony indray amboarina.
29. rinakely1 ( 08/11/2003 20:53)
Mananà safidy manokana enao e!
Zao oln rehetra izao v d omena ny fanana nefa tsy fantatra akory izy na oln tena tia na tia hilalao fotsiny.
Ka asakasakao ihany, ra ny lehilahy aloa d ataoko we sarotra b @ izany nefa refa mahay mife tena sy manaja ny oln tianao enao d tsy sarotra izany.
30. pisobe ( 10/11/2003 16:26)
Salut!
Tonga za ry rfanjav a.
Marina akia ny an\'dry a.
Zao anie le izy e, tsy mitovy ny vehivavy sy ny lehilahy. Eny fa na ny lehilahy aza dia tsy mitovy, de toy izany koa ny vehivavy.
De rehefa tsy mifanojo zany ny mitovy hevitra de misy fona ny olana.
Fa za alou tsy manenina rehefa misaraka @ lehilahy e, satria nitia za no niaraka taminy, izy no tsy fantatro.
Za na miaraka @ lehilahy milaza fa tia ahy ary tiko, nefa za mahatsikaritra ny zavatra ataony, de miala za e. Ary @ izay fotoana izay ny lehilahy no mitomany satria noheveriny fa avy aminy fona ny teny farany.
TSika vehivavy koa anie de mihevitra fa ny lehilahy fona no ambony sy andrandraina e. Ary ny fanaovan-dreo ny \"didiko fehy lehibe\" dia azy irery zay, alao izy handidy ny tenany @ coin-ny any!
31. tia_ery ( 10/11/2003 12:08)
Sarotra be tokoa ilay izy. Satria betsaka ny olona no miaraka; tsy dia ilay fitiavana loatra no manesika ilay fiarahana fa ny hanao firaisana ara-nofo. Ny mahagaga betsaka ange ny mpivarotena ka maninona raha mankany fa tsy ny vehivavy no terena hanaiky be fahatany hanao firaisana. Dia rehefa tsy mety dia ampitahorina amin'ny teny feno fisarahana sy ny ohatr'izay. Aok'izay zany fihevitra izany dia eritrereto lalina !!!!

Tsy sarotra io rehefa ny fitiavana no alefa aloha ....
32. fijo ( 11/11/2003 09:24)
o ry rfanjav a,ka ianareo ihany anie no mahatonga ilay tentation e!dia avy eo hoe tsy homeko.aza manadala kosa moe.omeo aloha dia ho hita eo apres hoe tsara na ratsy.izay an.ho an'ny rehetra.
33. isrine ( 12/11/2003 09:31)
salut!
Mbola tsy te-hanome izy zany matoa tsy manaiky e, de aza omena tsiny izy ry Fijo na avy taminy aza no nahatonga le tentation a. Mety mbola tsy ampy ny bonbon gasy nomenao azy e!
34. jo1211 ( 12/11/2003 11:04)
Raha tena tia ny sipa dia tokony hanome izy fa matoa tsy manome de tsy sûr @ tenany.Rehefa mahay manome tsara nareo vevavy dia raiki-pitia ho azy koa anie ny bandy na de mbola tsy tena tia aza e!. Aza de mijery ny lafiny ratsy foana oa.Na ny zavatry ny bandy koa aza ange mba lafo vidy e!.
35. fijo ( 13/11/2003 20:11)
ok jo1211 a,rehefa mahita fahafinaretana ao aminareo vehivavy ny bandy iray,dia tavela ao.izay no mahatonga ny manambady sasany tavela any ivelany,satria nahita tsirony tsara noho ilay ao an-trano."ody fitia "anie io ho aho e.
36. isrine ( 14/11/2003 15:08)
Mety ho marina ny tenin' Jo1211 fa tsy azoko tsra ny tena tinao lazaina. Ny sipa zany tsy sur ny tenany matoa tsy manome. Tsy sur @ inona no tinao lazaina? NEfa ianareo dia raikipitia tsara na mbola tsy tena tia raha mahay manome ny vehivavy?
Raha azoko tsar dia ny sipa no tokony hitia mialoha, sa? Nefa ianareo no nikoty azy, sy milaza fa tiko enao sns...
Ka le nareo nahita tsirony tany ivelany dia tavela any ivelany ve zany tena tsy nipody tao antrano tsony sa mbo niverina fa mivezivezy any ivelany, ry Fijo?
37. fijo ( 15/11/2003 15:27)
mivezivezy re ri kala o.satria anie ka mbola manantena ny hiovan'ilay ao an-trano ihany e.
38. kanty ( 17/11/2003 16:10)
Hoan'ireo lehilahy manao vava be dia be ireo.
> F'angaha ny dikan'ny hoe tia dia manaiky e!! ? Tsy voatery misy izany io na firy taona na firy taona. Dia tsy hoe rehefa tsy manaiky dia tsy tia no dikany. Raha tena tia ary ianao maninona no tsy manaiky ny safidiny. Fa araka ny tenin'i rfanjav dia misy antony matoa izy mbola tsy vonona. Dia raha tia ianao miandry ny fotoana hahavononany.
> " Omeo izy" Kapain-tsy hita fery marina ka maika ery ny miteny hoe : omeo izy fa angaha io moramora ? Mila fahavononan-tsaina io ary raha tsy vonona ny saina dia ho potika ny fiainan'ilay vehivavy satria hanenina izy.

>"Fa raha ianao kosa mahita hoe ianao tia azy na fotsiny hoe mahafinaritra anao, maninona moa no tsy homena izy?."
Araka ny nolazaiko teo ihany. Tsy moramora io ho'aho. Hoe olona mahafinaritra ahy fotsiny ve dia hoe tsy maninpna fa homeko. Samy manana ny fandraisany azy tokoa angamba ny olona ary ny anareo lehilahy dia ohatra ny filana fotsiny ilay izy dia lasa serrer-na be ilay vehivavy. Fa mino aho fa ho an'ny ankamaroan'ny vehivavy dia tsy atao @ olona rehetra io akory. Olona mahafinaritra hay fotsiny ve fa tsy fantatro na tia ahy na tsy tiako dia hoe omeko fotsiny izao ? Raha ny mety aza dia @ olona iray ihany.

> Rehefa tiako dia tereko. Tsy ifanerena io fa viol ary azo toriana izay manery.

>"soulagée ahoana,ny olona ve romotra dia ianao soulagée?aza dia manao an'io ianareo vehivavy fa ratsy" Ratsy ahoana, Samy manana ny heviny io koo. F'angaha ianao tezitra no maha-soulager ny vehivavy ? Izy nahatana ny heviny no mahasoulagée azy!!
> Raha tena tia ny sipa dia tokony hanome izy fa matoa tsy manome de tsy sûr @ tenany.
Tsy manaiky an'izany aho fa mety te-hanome ihany ange izy fa mbola tsy vonona fotsiny ny sainy e! Ianareo dia tsy mieritreritra ny vehivavy mihitsy @ izany fa ny filanareo fotsiny no eritreretinareo. Dia ho antsika vehivavy aleo miala izay tsy mahatanty fa adino foana iny avy eo dia misy foana ny ho avy kokoa noho izy

> Rehefa mahay manome tsara nareo vevavy dia raiki-pitia ho azy koa anie ny bandy na de mbola tsy tena tia aza e
Dia ny fitiavana ange tsy tokony hiankina @ izany mihitsy e! Tsy fitiavana izany fa zvt hafa raha hoe izany no naharaiki-pitia
> mivezivezy re ri kala o.satria anie ka mbola manantena ny hiovan'ilay ao an-trano ihany e.
Lazainao azy ve nefa ny zava-misy tsy ekenao io. Tsy misy tsy vitan'ny resaka raha mbola ny eto an-tany. Raha tena tianao izy miezaka ianao manampy azy ihany koa. Fa araka ny efa voalaza foana dia olona roa no manao firaisana fa tsy iray akory. Raha tsy mahay izy ampianaro e! Iarahana foana io fa tsy voatery hoe tsy maintsy mahafa-po anao izy. Angaha nisy nahay an'io hatrany an-kibon-dreniny moa no afaka hoe hifanome tsiny isika.
Hevitra moa ny ahy ka raha tsy mifanandrify @ ny tena dia hadinoy fotsiny e!!
39. fijo ( 18/11/2003 20:25)
kanty a,tena fampianarana be no nataonao,saingy tsy mijery ny tena zava misy amin'ny fiainana ianao fa manao heritreritry ny mbola tsy nianjera.hafa ny fisainan'ny lehilahy,ary tsy mbola zatra izany ianao ka manatsotra ilay resaka.
40. rfanjav ( 18/11/2003 20:44)
D'accord @ hevitr'i Kanty aho,

izay fotsiny no izy : tsy ifanerena io zavatra io,
tsotra io zavatra io, fa raha ankasarotina dia mihasarotra fijo a,

ka izay ilay vehivavy ka, manao eritreritry ny mbola tsy nianjera araky ny voalazanao, efa mianjera indray ve vao hoe "tahak'izay", tsy efa nenina be indray izany!
samy manana ny fiainany sy fisainany na ny lahy na ny vavy, ka tsy azo ifanerena io zavatra io fa mila fifanajana sy fifandeferana e!

fa tsy hoe "tsy maintsy manome ravehivavy " raha tsy izany mitady any an-kafa ralehilahy ! NON

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2021