Dia tena sarotra tokoa ve ny mitia olona iray raha vao tsy misy firaisana ara-nofo??

41. fijo ( 19/11/2003 20:23)
inona ary ity NON be mampatahotra ity?dia ahoana fotsiny izany.averiko indray raha misipa izany manomboka amin'ny kilasy faha 3 dia rahoviana vao mifanome?ilay hoe manery,tsy dia fitiavana hanery anie,fa vokatry ny fitiavana anareo io e.efa te hitia be anareo ilay olona.
42. rfanjav ( 19/11/2003 20:28)
mandeha miadana eny io e!

mandra-pahatsapanay hoe tena tia anay marina ve ianareo sa mitsapatsapa fotsiny?

dia mandra-pahitanay koa hoe sao dia efa misy hafa miaraka aminareo any fa ataonareo kilalao fotsiny ny fitiavana dradradradrainareo?

na koa hoe sao dia efa manambady ianareo?
43. kanty ( 19/11/2003 15:07)
Ilay manery am-pitiavana aloha ohatra ny hafa indray e!

Angamba tsy misy tia an'izany hoe terena @ zvt tsy tiana na tsy mbola mahavonona izany. Koa tsy aleo ve handeha miadana @ izao fotsiny e! Andraso izy ho vonona raha izy no tena tianao.

Dia inona moa no tianao holazaina @ ity hoe manao eritreritry ny mbola tsy nianjera. Tsy misy ratsy ohatra ny manenina ange e! Ho ahy aloha zvt faran'izay tsy tantiko ny manenina e! Ka tsy aleo ve mieritreritra tsara va manapa-kevitra dia tsy misy ny nenina @ izay ?
44. fijo ( 20/11/2003 09:11)
ohatra ny miahiahy be aminay lehilahy ianareo izany.izahay anie avy dia tia e,tsy miandriandry izany.mety koa anie ry rfanjav hoe efa manam-bady nefa mitia olona hafa e.ity hoe mandeha moramora nareo ity sao dia ela loatra ko.dia rehefa lasan'ny sasany anie ilay olona dia ianareo ihany no manome tsiny e.
45. rfanjav ( 20/11/2003 20:17)
rehefa tena jerena, ny vehivavy no avy dia tia, fa matahotra fotsiny,

ary tena marina fa ny ahiahy aminareo lehilahy no betsaka e!

hoy ianao hoe : manambady nefa mitia olona hafa, dia atao kilalao fotsiny izany ilay olon-kafa,

raha teny ierana moa izy maninona, hoe fantatr'ilay olon-kafa tsara ny momba an'ilay lehilahy tiaviny,
fa ny tena betsaka dia manafina ilay lehilahy hoe manambady, nefa any @ ilay vehivavy hafa izy mampanantena zavatra maro, dia mangataka an'ilay zavatra koa en plus!
46. fijo ( 20/11/2003 19:51)
fa maninona ary ianareo no be ahiahy?ilay fitiavana omena toerana dia tsy hisy tahotra.
tsy voatery hoe atao kilalao ilay olon-kafa.ampahafatarina azy fa manambady ny tena,nefa koa dia tia azy.dia angatahana tokoa moa ilay zavatra ka.io no tena mariky ny fitiavana azy anie.matoa manao aminy,dia satria tia azy.
47. rija ( 22/11/2003 19:43)
Mandainga ianareo izay tsy mahatsapa fa ao ambadiky ny fitiavana olona iray de tsy maintsy misy "Firaisana ara-nofo" mivezivezy be ao anatin'ny saina na ny lahy na ny vavy fa izany hoe resaka fotsiny le we mba mifanaja e ... bla, bla, bla, fa samy poritra daholo na ny vehivavy na ny lehilahy. Raha ny lehilahy no mandà de mety hieritreritra le vehivavy we ity koa angamba sari-bavy, na efa valaka avy any @ alehany any, complexé ... sns ... Ny vehivavy indray moa de formalité fotsiny amiko le mody mandà sy ny tahotra fa ilay envie ao ihany. Ny henatra koa no tena mibahana sao de lazain'ny olona fa mamba be eo ...amiko angamba raha misy 5%n'ny vehivavy gasy sisa no mba mitandrina izany maha-virjiny izany. Izany hoe resaka fotsiny marina no atao eto fa raha manao sondage isika mety ho diso fanantenana tanteraka @ity sujet ity.

48. xxx ( 22/11/2003 14:26)
Tsy mandà ny valin-teninao mitsy aho n'efa tsy tsapanao fa tsy io firaisana io ihanny no manamfy ny fiarahan'olon-droa. Mbola tsy vonona iJO d respecter-o ny décisiony fa aza tonga d mitsara we tsy tia izy matoa tsy manome.
Mila fiomanana daholo ny zvtra rehetra fa ra poretina d tsy anjary.
49. fijo ( 25/11/2003 20:33)
ka rahoviana hono izy vao ho vonona raha andrasana.dimy taona?
koa raha henetra fotsiny tsy aleo atao dien'ny voalohany mba tsy handany andro.
50. rfanjav ( 26/11/2003 15:09)
vonona izy rehefa sure @ sentiment-ny, sy ny anao,

fa raha asiana fanerena sy menace ohatra an'izany vao maika miahotra sy matahotra ny vehivavy e!

matetika indray ireny vehivavy manaiky hiaraka @ lehilahy efa manambady ireny,(matetika hoy aho), zavatra hafa no andrasany, vola ohatra (resaka materialy izany fa tsy manantena fitiavana intsony satria efa fantany fa efa manantompo ny miaraka aminy)
51. fijo ( 26/11/2003 19:04)
araka ny efa nolazaiko tery ambony,dia azo atao ny manam bady nefa mitia olona faha.tsy voatery ho vola.
52. mahaizamifidy ( 28/11/2003 10:23)
Izany hoe:manambady aho ary efa niteraka iray fa isika sy ianao miaraka.
53. rfanjav ( 28/11/2003 12:39)
averiko ihany fa raha fantatr'ilay sipa fa manambady ny lehilahy miaraka aminy, izy aza izany mazoto miditra kou,

fa ilay tsy mahafantatra no mampalahelo, nefa langolangoina sy ampanantenaina ohatra ny inona hoe hovadiako ianao, ataoko an'izao ianao ...
54. xxx ( 29/11/2003 10:26)
Fa izao e inn ary no maha maikanareo hiroso @ relation sexuelle zao foana e?
55. jm ( 03/12/2003 13:03)
tsy marina izany,fa raha olona tena tina kosa,tsy izany no tokony hangatahana ho porofom-pitiavana,fa zavatra hafa.Fa lasa fitiavantena ranoray fotsiny,filana io ekeko fa olon-tina kosa hafa ihany
56. jm ( 03/12/2003 13:05)
tsy marina izany,fa raha olona tena tina kosa,tsy izany no tokony hangatahana ho porofom-pitiavana,fa zavatra hafa.Fa lasa fitiavantena ranoray fotsiny,filana io ekeko fa olon-tina kosa hafa ihany
57. fijo ( 04/12/2003 09:09)
koa raha tsy mangataka ianao dia omeny olona hafa ilay mamy be,dia eo ianao sy ilay fitiavana milay be.
58. mahaizamifidy ( 05/12/2003 20:44)
Io indray manome foana izy rehefa tiany ilay izy sady tia anao izy no mahatoky anao,sady amiko tsy asiako olana fa tsy betsaka ny vehivevy mpanao an izany(vitsy).ka raha mba sendran ireny nareo zalahy ipitsio fa mampihomehy a!,be dia be ny sipa no mila lehilahy ny sasany aza mividy lafo mihitsy ka raha resaka sexe izany indray aza atao mampalahelo.
59. xxx ( 05/12/2003 11:20)
niteny enao tery aloha hoe: matetika ny vehivavy miaraka @ olona efa manambady dia resaka materialy no iarahany. Marina fa tsy nogeneraliser-nao ilay izy fa natonao hoe matetika, na zany aza dia tohina ihany aho mahita an´io. Vehivavy aho, ary efa niaraka t@ olona manam-bady, tsisy resaka vola ny haingitraingitra sy ny sisa no niarahako taminy fa tena fitiavana madio. Mety tsy hino ahy enao, tsy voatery hino enao nefa zany no marina. Tsapako fa tiako izy, zay lay hoe ny fitiavana tena izy dia indray mandeha ihany, tany aminy no niantefa lay tena fitiavana dia niaraka zahay, saingy izy no hitako tsy tena tia dia nangaina teo aho, indrisy.
Ilay resaka firaisana ara-nofo. Tsy hoe te hanome tsiny lehilahy be fahatany aho fa experiences vecues, ny lehilahy raha vao miaraka @ vehivavy dia tsy misaina afatsy firaisana ara-nofo, mety misy ihany fitiavana nefa ny 90% mba tsy ilazako hoe izy rehetra dia io firaisana io daholo no mahamaika azy. Tsy haiko hoe inona loatra ny antony? marina fa ny vehivavy koa misy ny mankafy saingy mba mahatanty sy miaritra ary mitondra zany amim-pahendrena hany ka misy fotoana manda ny tsy hanao dia sosotra ry zalahy
60. xxx ( 05/12/2003 11:22)

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5592