Rehefa hamaky hafatra

1. rfanjav ( 14/10/2003 12:21)
Mijaly be vao tafiditra ao @ namana serasera fa ahoana kay?
Ny hafatra anefa mivandravandra mihitsy ery hoe misy vaovao tonga! tsy hita izay hamakiana sy hamaliana azy
novalian'i jokely ny 18/10/2003 17:52
2. hery ( 14/10/2003 17:03)
Nisy olana kely tato ho ato ny site.
Amin'izao fotoana izao dia mandeha indray.
Eo am-pitadiavana vahaolana maharitra izahay.
Averiko ihany fa ny olana dia tsy miankina aminay velively fa miankina amin'ny mpikarakara ny ovh.com izay mpampiantrano ny serasera. Amin'ny faran'ity herinandro ity angamba dia hiala ao amin'ny ovh ka hitady toerana hafa.
3. rfanjav ( 15/10/2003 16:32)
Misaotra betsaka t@ ilay fanazavana fa ohatra ny izahay mihitsy indraindray no tsy mamaly taratasy ka izay no mba nametrahako ity hevitra ity, mba ahafantaran'ny rehetra fa olana iraisana izy ity
Mazotoa e
4. jokely ( 18/10/2003 17:52)
Misaotra betsaka an'i Hery nitady solution tamin'ilay izy fa tena mijaly be mihintsy vĂ´ tafiditra, fa na tafiditra aza de miandry ela be. Efa fantatra ihany hoe resaka connection aloha le izy e !
Misaotra Hery a !
Zay
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.139