Maty sa velona grand maître Pierre Be? 
Lohahevitra : Fanatanjahantena
Fitohizan'ny hafatra : Re: Maty sa velona grand maître Pierre Be?
Valiny : 0

wias - 29/07/2018 11:40
|
![]() |
WAISI - 20/02/2023 12:59
|
![]() Ny momba ilay lohateny maty sa velona ny grand maitre Pierre Be! tsotra ny amaliako azy 1-Ny olona tsy niaina tamin'ny fiainana kung fu dia tsy afaka mamaly an'io 2-Ny fanjakana t@ izany ny tokony nanambara miaraka @ porofo raha maty toko izy! 3-Fa maninona no nalevina antsokosoko ilay nolazaina fa vatana mangatsiaka ary tsy navela nojeren'ny havany sy ny fianakaviany 4-Izany atao hoe Grand maitre izany tsy olon'olompoana ka ho fantatrao daholo ny momba azy Ireo ny azoko amaritany ny lohateny Izay mono dia mino izay tsy mino tsy ifanerena |

WAISI - 20/02/2023 13:00

WAISI - 20/02/2023 13:02
|
![]() |