Liste des messages

Liste de tous les messages, par ordre de date
ryana ( 26/09/2003 19:54)
SARA-TIANA
SARA-TIANA Ry rahona eny ambony, Mba ento re ny hafatro ho azy lavitra any; Lazao fa tsy mitony, Ny foko, ny fitiavako… manembona azy ihany! Nefa … aok’izao, Aza lalova... suite
répondu par jm le 02/12/2003 10:30
mahaizamifidy ( 26/09/2003 19:06)
Matérialiste koa ve ry lerony?
Misy közy hoe:rehefa kitro no jerenny sipa voalohany an!,sipa Matérialiste izy izay,fa ny köfanville sasany koa ange ry zalahy amzao efa mianatra anzany e!,lasa Matérialiste koa ve ry lerony sa ah... suite
répondu par fijo le 17/12/2003 10:48
mahaizamifidy ( 26/09/2003 18:27)
GALYfantsyBE
Nahita dinika tato aho hoe:ny olona ato anie ry zareo ka efa GALYfantsyBE daholo e!(mpamitaka),ka sady soso-kevitra ihany ity no hevitra.Tsy misy GALYfantsyBE izany ato!!!,fa aza atao mibahana be ao a... suite
répondu par ramoul le 01/04/2004 14:48
mahaizamifidy ( 26/09/2003 12:01)
Mitovy ve isika?
Mitovy ve isika?,tsotra kely,ny zavatra hita no atao hoe misy,ka ny fiainana aloha izao no tena hita ka miezaka aho hanao izay hapetipety ny fiainako,miezaka hamita ny adidiko @olombelona mitovy amiko... suite
répondu par librepenseur le 05/03/2004 20:02
xxx ( 26/09/2003 11:38)
Hafanao ny tana fa mampitehody e
Aiza daholo tsika ry gasy aty alavitra hasio resaka fa mangina loatra sa variana miady amin'ny fiainana v ?... suite
répondu par fijo le 11/05/2004 23:19
mampikanto ( 25/09/2003 16:07)
SAFIDY
SAFIDY Nitsingerina ao an-tsaiko ireo lasa tany aloha Tebiteby ahiahy, nefa toa hafaliana ihany koa Nefa toa voatery hisafidy sa hiandry izay ho anjara Ny tontolo izay jinery no aoka hanambara ... suite
répondu par mampikanto le 03/10/2003 09:49
xxx ( 24/09/2003 18:05)
Aza ataon'ialahy hoe...
Marina daholo ny filazan'ny sipa ato amin'ny namana hoe misy bandy tsy sérieux eto fa manadala fotsiny etsetra. Fa misy kosa na izany aza ny bandy sérieux. Ny an'ny sipa eto koa anie dia rehefa man... suite
répondu par fijo le 19/12/2003 20:20
mahaizamifidy ( 24/09/2003 17:24)
Mahaizamamindra
Ianareo ve mahatsikaritra fa ny akabeazan ny köfa ao@ tanana @zao surtout le miondana, efa nahazo famindra somary miaingaainga kely daholo,amboarina ve ireny sa natiora e!?,de inona ny tanjona?,sa ho... suite
répondu par ikaretsaka le 02/04/2004 18:44
jahary ( 24/09/2003 16:42)
AMD sy plantage
Salama daolo e! Misy mampiasa Athlon ve aminareo ary mba tratran'ny plantage matetika?Manana ordi roa aho ka ny iray Athlon 4 1,4Ghz ary ny iray Athlon XP 2000.Mahagaga fa refa ampiasana maharitra d... suite
répondu par jahary le 05/12/2003 13:54
xxx ( 23/09/2003 11:47)
coup de foudre ! télépathie !
Mba mino ve ianao fa misy izany hoe coup de foudre sy télépathie izany ?... suite
répondu par lema le 31/12/2003 10:42
ryana ( 22/09/2003 16:54)
NAMAKO ANY HO ANY...
NAMAKO ANY HO ANY… Tsy fantatro ianao hoe iza, na ny misy anao hoe aiza; Tsy fantatrao ny amiko : avy taiza aho ka ho aiza; Fa dia finaritra isika miserasera eto, Mifampizara tsiky, mifamp... suite
répondu par rinakely1 le 22/11/2003 15:56
ryana ( 17/09/2003 19:50)
...NOHO IO FITIAVANA IO!
… NOHO IO FITIAVANA IO! Eritreritra tsy tàna fa lasana any lavitra any; Sento tokana, mazàna, mahafehy ireo vinany; Fanantenana f’isan’andro dia hoe hifankahita; Haravoana se... suite
répondu par mamps le 22/12/2003 11:26
sorohitra ( 17/09/2003 18:45)
La Gazette de la Grande Ile
Raha vao nambara fa hisy gazety lehibe bilingue hivoaka any Dago, enim-bolana lasa izay, dia anisan'ny faly tokoa ny tenako satria, araka ny hevitro, ilaina koa ny fifaninanana na dia eo @ sehatry ny ... suite
répondu par rasese le 08/01/2004 10:52
kally ( 16/09/2003 18:21)
vonjeo e!
Inona no atao rehefa mainty be fotsiny tsy mety mirehitra ny écran,nefa tsy novonoina tsy natao inona?... suite
répondu par ikaretsaka le 19/02/2004 11:24
mampikanto ( 13/09/2003 17:11)
LAZAO
LAZAO Moa azoko atao Ny haka metatra handrefy Halavana havaventy Izany hoe “Fitiavanao”? Moa azoko fantarina Amin-teti-drefy maripana Ilay fitiavana tsy tana Mba ho tsapako fa marina ... suite
répondu par riana le 09/12/2003 09:26
mampikanto ( 11/09/2003 19:13)
HO INONAO
HO INONAO Ho inonao ny amiko sy izay mba hany vitako Raha ireo manodidina aza tsy hainao hajaina! Ho inonao tokoa izay tsiambarateloko Raha tontolo feno siaka sy longoa no inianao lalaina! H... suite
répondu par booboo le 07/06/2004 10:54
ryana ( 11/09/2003 16:17)
INY MASOANDROKO INY
INY MASOANDROKO INY T’anaty haizi-kitroka, tsy nahitako mangirana ; Voton-tsento sy tomany ; Sendrasendra no nahatazanako sompirana, Taratr’andro tany ho any. Dia nikisaka aho nan... suite
répondu par ryana le 27/09/2003 17:09
xxx ( 10/09/2003 19:51)
mino ny fisian'ny anjara sy ny lahatra ve ianao eo @ sehatry ny fitiavana
raha ny hevitro manko die ny safidy ihany no mitondra an'io zany hoe miankina @ safidin'ny tsirairay ihany e sa ahoana ny hevitrao io... suite
répondu par voafitaka le 24/06/2011 13:13
xxx ( 10/09/2003 14:25)
Misy fiantraikany @ fahasalamana ve ny tsy fanaovana relation sexuelle??
Ohatra izao ireny mopera ireny, na bandy efa 25 taona mbola puceau foana..?? sns na ny sipa koa aza????... suite
répondu par xxx le 23/12/2003 13:27
xxx ( 10/09/2003 14:25)
Misy fiantraikany @ fahasalamana ve ny tsy fanaovana relation sexuelle??
Ohatra izao ireny mopera ireny, na bandy efa 25 taona mbola puceau foana..?? sns na ny sipa koa aza????... suite
répondu par fijo le 04/12/2003 09:12
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.9898