Sombin-tantara

1. rfanjav ( 09/10/2003 13:11)
Afaka mandefa sombin-tantara foronina ve? Ahoana no atao?
novalian'i sejianis ny 14/04/2004 15:46
2. hery ( 10/10/2003 18:04)
Ho avy tsy ho ela ny momba ny tantara rfanjav. Misaotra anao sahady vonona handray anjara.
3. hiaro ( 01/12/2003 09:51)
aza ela fa miandry zahay e
ary mety hamorona raha manintona anay ilay izy e
4. 2689 ( 12/12/2003 20:32)
Ho an'izay tsy mahandry nefa te-hamaky (mbola tsy manoratra), dia azo jerena ao @ http://www.madanews.com ny Gazety Valiha izay ahitana sombin-tantara mahafinaritra.
5. bandymilay ( 10/01/2004 15:38)
tena tsara ilay forum antson'ny fo satria tsapako ohatran'ny maro be ny olona mila an'ilay ilany e!
mankasitraka
6. sejianis ( 14/04/2004 15:46)
raha oh ka omby dia alefaso e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3183