Aza ataon'ialahy hoe...

1. xxx ( 24/09/2003 18:05)
Marina daholo ny filazan'ny sipa ato amin'ny namana hoe misy bandy tsy sérieux eto fa manadala fotsiny etsetra. Fa misy kosa na izany aza ny bandy sérieux.
Ny an'ny sipa eto koa anie dia rehefa mangataka fihaonana na mangataka tél na mangataka sary dia heveriny fa hoe hikôty azy foana e. Mety mba namana hitantarana ny manjo sy ny sisa fotsiny.
Tsy haiko alou e... fa aza ataon'ialahy hoe tsy sérieux leisy aho a..
novalian'i fijo ny 19/12/2003 20:20
2. xxx ( 24/09/2003 13:02)
Aoka lesy izay fa sérieux ialahy a,an an an,tena sérieux mihitsy ialahy sao izaho indray no lazain lä fa tsy sérieux eo.
3. xxx ( 25/09/2003 19:07)
Iza koa ary zany olona manana fisainana valavala be zany kouty!!! efa oe namana de namana fa tsisy an'izany!!!!!
4. xxx ( 15/10/2003 19:05)
Rehefa tsikaritry ny iray fa tsy sérieux dia any @ hafa indray manarina e!
Ny anareo lehilahy anie tsisy an-tsaina hafa-tsy ny hikonty sipa e! mandiso fanantenana sipa fotsiny!
(vehivavy mba mijery ny hadalanareo ato no manoratra)
5. fijo ( 17/10/2003 19:47)
ka mahafinaritra ilay hadalana sa ahoana?hijanona ato koa izany ianao?
6. xxx ( 21/10/2003 19:24)
Marary ery ny sainareo rehefa voadonan'ny sipa, nefa iza no tena tompondaka @ izany tsy ianareo?
(mbola vehivavy ihany, faly ery mahita fa mba misy mahasahy anareo ihany e!)
7. fijo ( 23/10/2003 08:37)
ianao io moa mila inona?manindrona anie aty e!tsy hoe malemy daholo.
8. xxx ( 23/10/2003 09:44)
dia raha manindrona dia maninona, izaho angaha matahotra an'izany!

Aleo mihitsy aloha mba hidiranay vehivavy matetika ihany ny resakareo ato fa miseho ho hafahafa fotsiny ato mantsy, ha ha ha
9. fijo ( 24/10/2003 08:43)
tianao mihintsy mantsy ilay voatsindrona an.ary maninona moa raha mba manafana ny a resa behivavy ianareo e!tsy mandroaka akory aho.ary mbola ahazo ianao miseo tsy matahotra io.ih ih ih
10. xxx ( 24/10/2003 17:47)
ny resa-behivavy ry fijo mafana ho azy any a,
fa tsara idirana ny anareo aty fa miseho ho mafy e, ha ha ha

inona koa no atahorako ho voatsindrona eo, alefaso @ internet e!

fa nahoana anefa no tsy mahatanty,
11. fijo ( 28/10/2003 12:20)
tsy hoe tsy mahatanty akory,fa mampalahelo ny resa behivavy fa tsy misy mitsafa,fa variana aty daholo ianareo.sa b..gosy izahay dia tamana ianareo?tsy maninona ary,fa dia tohizo ny resaka e.
12. rfanjav ( 29/10/2003 19:43)
aiza moa no ahitanay izay bogossité-nareo any, fa miditra ato izahay satria miresaka anay ianareo, izay fotsiny
13. fijo ( 30/10/2003 09:44)
fa angaha mila hita ,fa tsy vinavinaina.Ny lehilehy tsy ratsy hoy ilay pihira iray izay.ary ianao io kay ry rfanjav miditra ato foana fa mody tsy mikozy an.ary niresaka anareo taiza izahay?
14. rfanjav ( 30/10/2003 18:19)
fa tsy resaka vehivavy moa no ataonareo ato, ianareo lehilahy no tsy matotra @ ataonareo dia ny sipa no anariana ny faute,
rehefa samy sérieux dia sérieux,
fa rehefa samy hifanadala eto, izahay koa mahay e!
15. fijo ( 31/10/2003 09:06)
aza romotra moa e.ianareo koa anie miresaka bandy fotsiny ao amin'ny resa behivavy e!ary tsy matotra ahoana indray moa izahay?tsy misy mifanadala mihintsy eto an.
16. jo1211 ( 31/10/2003 19:06)
Ary rfanjav zany kosa sipa sérieuse a!.Zà bandy eto @ tanana ihany ka. Ianao angaha tsy mba mi-chat ao @ RTA?. Aleo any mifampiresaka raha tianao e!. Tsy mikoty aho an!Mba mila namana ka.
17. rfanjav ( 31/10/2003 20:29)
jo1211> Aza miala @ serasera ho'aho, ato ny namana tsy lany!

fa tokony hivanivany indray izany ato, tsy aleo atao resaky ny samy olon-dehibe!
18. fijo ( 04/11/2003 10:38)
fa angaha kosa ny olon-dehibe tsy mahazo mivanivany mihintsy?tsiky dia ampy anie.
19. xxx ( 10/11/2003 20:55)
Raha mbola mifampiresaka mifanalavitra alou d tsisy sérieux zany satria samy t hiteny zé tiany daholo na lahy io na vavy
20. fijo ( 11/11/2003 20:42)
marina izany.sady mba hampi tsiky anie e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1959