Aza ataon'ialahy hoe...

41. rfanjav ( 05/12/2003 14:47)
an3
misy fotoana ilàna sérieux fa misy mba analana azy e,

ny tiako tenenina, tsy azo tsaraina hoe tsy sérieuse za raha sendra misy mahita hoe be hanihany na mpanala azy !
42. fijo ( 09/12/2003 11:14)
manala azy ve ho serieuse fa aza manadala e.
43. rfanjav ( 10/12/2003 20:29)
manadala @ ahoana ary,
ary aza mandrangitra koa,
fa za sérieuse foana ka !
sao dia mivadika eto ilay bibilava !
44. fijo ( 11/12/2003 10:33)
mihofo fa tsy maninona e.zaza panadala olona fotsiny.
45. rinakely1 ( 16/12/2003 11:00)
inn no tadiavina eto hoy le fanontaniany iray zay? tsy namana ka na sérieux na tsy sérieux aleo ho any , samy manala azy daholo.
46. fijo ( 17/12/2003 10:49)
manala kankana?
47. rfanjav ( 18/12/2003 19:15)
inona indray hoe ry Fijo?!!!

ntssss
48. fijo ( 19/12/2003 20:20)
manala azy hono ko.tsy hanala kankana.ih,ih,ih.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3554