Aza ataon'ialahy hoe...

21. pisobe ( 11/11/2003 19:59)
Sali e!
Amiko alou rehefa mametraka sujet dia tokony mba hilaza ny ps e, fa izay dia efa ahalalana fa serieux lay olona. Ampiarahana ny vazivazy sy ny resaka e, fa mahalava andro iainana anie ny fihomehezana e.
Misy alou ny bandy vao miresaka dia mangataka sary, ary izay no nanisiako sary ny ahy ao mba tsy hisy koa ny mpangataka. Fa rehefa mba angatahina ry zalahy, de hoe be zavatra atao hono, tsy manana fotoana sns. Zahay koa anie mba mila mahalala ny sarin'ny olona miresaka aminay e.
F'angaha mikoty sipa zany no tena ataon'ny sasany ao @ namana ao e? De mba manaova koa zany sika vehivavy, mbo mikoty.
Sady ny bandy anie ry sipa ka mora kotina e! E he he...
22. oupsyyy ( 11/11/2003 14:22)
Ny ahy alou ny tena zava dehibe amiko de ny fahalalako an le oul miresaka amiko, tsy de mampaninona ahy na misy sary na tsisy fa ny important de ny ho tonga namako le oul.
Raha mety mou ny tantana de arahaba soa arahaba tsara fa rehefa tsy mety kou, tsisy mangindy tsy andramana nge eto am fiainana e
23. isrine ( 12/11/2003 19:52)
Salut!
Serieux daholo ny bandy ao @ namana an, tandremo-tsika vehivahy ny tsy mino andry zareo a!
Fa nahoana kay moa no misy vehivavy miahy2 ny lehilahy? Fa vitsy anie ny lehilahy miahy2 ny vehivavy zany e.
Sady eto anie toerana natao hiseraserana, toy ny rehetra fa ny an'ny bandy sasany anie toa toerana hitadiavana vady ny eto e.
Misy mahamarina azy ny andry zareo, mety ho eto no ahitany ny taolantehezany,
24. oupsyyy ( 12/11/2003 09:14)
Tsy site natao hitadiavana vady ohatra ny affection sy ny amour et j en passe fa volohany alou de toerana natao hifanakolzan kevitra ty, raha mety mou ho ahy ny tantana de arahaba sou arahaba finaritra f arefa sy mety de tant pis a
25. fijo ( 12/11/2003 19:42)
toanako ra oupsyy a.tsy hitady vady no tanjona,nefa mety ho izay no hiafarany.
26. isrine ( 14/11/2003 12:47)
Salut!
Tsy tanjona ny hitady eto, fa mety ho izay no hiafarany nefa... e, he, he... Sady bogany daholo manko nareo lehilahy eto o!
27. oupsyyy ( 14/11/2003 15:58)
Zay alou de marina e, sa tsy zany ra fijo. ny lely nge tsy mba ratsy e
28. fijo ( 15/11/2003 14:55)
marina ra oupsy fa ny "lely"tsy mba ratsy,fa ny lehilahy koa tsy mba ratsy.ah,ah,ah.
29. ariary ( 27/11/2003 18:43)
Fa angaha dia heverin'ny sasany fa tsy "serieux" rehefa mikôty sipa ?

Ny "namana tsotra" ihany ve no atao hoe "sérieux" ? Tsy manaiky izany aho.
Azo atao tsara ny "mikôty" sérieux, ary tsy ny mitady vady ihany ny serieux, fa amiko zafatra sérieux ny fiarahan'ny lahy sy vavy, samy mijaly na ny lehilahy na ny vehivay rehefa tsy manana fitiavana.

Amiko ny atao hoe tsy serieux dia izay mikotikoty nefa rehefa avy eo tsy miditra akory fa mametrapetraka.







30. oupsyyy ( 27/11/2003 13:07)
lela lesy no tiko ho soratana ry fijo a, azafady am zay tsy mahazaka an le teny alou e.
Ariary> tsy mety marina alou le milalao fitiavana e, manjary manimba an le olona iray fotsiny le izy.
31. fijo ( 27/11/2003 19:23)
hay ve,ataoko fa hoe ilay izy ko,eh,eh,eh.tsy ratsy iny ka.fa mitandrema ihany ianareo roalahy,fa maro ny bibilava ato an.
32. rfanjav ( 28/11/2003 13:48)
iza njay no ataon'i fijo fa bibilava ato?
33. isrine ( 30/11/2003 13:04)
Serieux daholo nareo lehilahy eto @ namana e!
Ary tena marina ny an'i Ariary!
34. fijo ( 02/12/2003 11:39)
misy bibilava ato ka.tsy ilaza anarana aho fa izy ihany no mahalala azy.
35. rfanjav ( 02/12/2003 20:40)
asakasak'izay mety ho voafitaka zany e!
36. fijo ( 02/12/2003 19:47)
malama maina hoa ny fiainana,
aleo mitandrina mba tsy hitarainana.
fa raha sendra vehivavy panala azy,
alaviro ao an-tsaina ilay mariazy.
37. isrine ( 03/12/2003 18:52)
Ka aiza no ahalalanao ny vehivavy mpanala azy e.
Tiko aby aby nareo lehilahy eto @ namana fa serieux aby dahol. Zany manko o!
38. fijo ( 04/12/2003 20:37)
marina izany.tsy misy mitsiky izany eto fa tena hm matotra be daholo.
39. rfanjav ( 04/12/2003 14:51)
mampatahotra indray ny miresaka eto raha matotra be daholo ka,

fa le sérieux anie tsy midika hoe tsy mitsiky e, za zany tsy mba sérieuse koa, satria za be hanihany,
40. fijo ( 04/12/2003 19:36)
be haniany ve ho serieuse fa ianao ko.mba hasiaka ko izahay raha toa izao an.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1153