Liste des messages

Liste des messages, inserés par ryana, par ordre de date
ryana ( 25/11/2014 08:12)
Terrine de canard
Amin'izao andro fety izao 400g magret de canard fisahana en escalope ; ary 400g jambon en bâtonnets matevina; -hafanaina ny 10 cl crème fraîche ; alona rano feuilles de gélatine 2 ; rehefa mafana... suite
répondu par booboo le 01/12/2014 17:30
ryana ( 25/11/2014 08:10)
Sakafo malagasy anio
Sakafo malagasy anio gouter : mangahazo endasina sy sauce voanjo (na sakafo hariva) - andrahoina ny mangahazo lena voatapaka lavalava ary asiana sira kely. mandrapaha-masaka ny mangahazo dia manao sa... suite
répondu par booboo le 25/11/2014 18:33
ryana ( 30/09/2003 11:21)
...MIDIKA FA HOE TIAKO IANAO!
… MIDIKA FA HOE TIAKO IANAO! Ny tahotra manenika ahy fa hoe izaho ilaozanao, Tsy mandry saina, miahiahy fa hoe tsy hahita anao, Ireny alina mangina manadala ny fisainako, Tebiteby, fanahiana, ... suite
répondu par dasanga le 19/12/2003 11:14
ryana ( 26/09/2003 19:54)
SARA-TIANA
SARA-TIANA Ry rahona eny ambony, Mba ento re ny hafatro ho azy lavitra any; Lazao fa tsy mitony, Ny foko, ny fitiavako… manembona azy ihany! Nefa … aok’izao, Aza lalova... suite
répondu par jm le 02/12/2003 10:30
ryana ( 22/09/2003 16:54)
NAMAKO ANY HO ANY...
NAMAKO ANY HO ANY… Tsy fantatro ianao hoe iza, na ny misy anao hoe aiza; Tsy fantatrao ny amiko : avy taiza aho ka ho aiza; Fa dia finaritra isika miserasera eto, Mifampizara tsiky, mifamp... suite
répondu par rinakely1 le 22/11/2003 15:56
ryana ( 17/09/2003 19:50)
...NOHO IO FITIAVANA IO!
… NOHO IO FITIAVANA IO! Eritreritra tsy tàna fa lasana any lavitra any; Sento tokana, mazàna, mahafehy ireo vinany; Fanantenana f’isan’andro dia hoe hifankahita; Haravoana se... suite
répondu par mamps le 22/12/2003 11:26
ryana ( 11/09/2003 16:17)
INY MASOANDROKO INY
INY MASOANDROKO INY T’anaty haizi-kitroka, tsy nahitako mangirana ; Voton-tsento sy tomany ; Sendrasendra no nahatazanako sompirana, Taratr’andro tany ho any. Dia nikisaka aho nan... suite
répondu par ryana le 27/09/2003 17:09
ryana ( 09/09/2003 19:42)
IFONAKO, MALALA
IFONAKO, MALALA Ireo teny tsy voahevitra, nandratra ny atifonao, Ireo fanapahan-kevitra nokasaiko ho natao, Ireo eritreritro nivoana, niampanga, niahiahy, Toa didy ts’isy hoe nahoana…... suite
répondu par mxr le 23/09/2003 14:50
ryana ( 04/09/2003 08:53)
REHEFA TSY EO IANAO
REHEFA TSY EO IANAO Rehefa tsy eo ianao, Zary babangoana izay rehetra jereko; Rehefa tsy eo ianao, Ny fiainako misaona, tsy misy intsony ekeko; Rehefa tsy eo ianao, Ny foko zary maona, mian... suite
répondu par ryana le 17/09/2003 15:25
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0073