Terrine de canard

1. ryana ( 25/11/2014 08:12)
Amin'izao andro fety izao

400g magret de canard fisahana en escalope ; ary 400g jambon en bâtonnets matevina;
-hafanaina ny 10 cl crème fraîche ; alona rano feuilles de gélatine 2 ; rehefa mafana ny crème dia arotsaka ao ny gélatine nofivazana tsara ; harona ho levona
- kapohana ny atody 2 + sira + poivre ; afangaro @ le crème mafana
- maka moule à cake ; beurré: Hapetraka ny magret dia avieo jambon ary crème ; magret ndray dia jambon ary crème indray ; magret no atao farany ambony rehefa farany
Andrahona bain marie ao anaty four 180 °C eo @ 45 mn eo
novalian'i booboo ny 01/12/2014 17:30
2. courriel772 ( 25/11/2014 17:58)
lafo be ny magret de canard nefa tsy misy ohanina firy. ilay jambon manao ahoana satria betsaka ny karazana jambon anie e.
3. booboo ( 25/11/2014 18:32)
escalopes ve tsy efa mety, satria raha efa tsy misy gamatana firy ilay magret aleo asiana ' nofonofony ihany. sa ?
4. booboo ( 30/11/2014 11:05)
ryana > nanandrana nanao ilay izy aho, fa nosoloiko chair à saucisse ny hena hafa, dia nampiarahako t@ figues maina. Fa 1h mahery vao masaka ilay izy tao anaty lafôro à 220°C...dia mbola navelako tao mandra-pangatsiakan'ny lafôro, dia re-mbola navelako tanaty frigo nandritra ny alina...tsy haiko zay tsirony fa rehefa avy teo vao handramako ( mangeable klou fijeriko azy :-D )
5. ryana ( 30/11/2014 18:56)
nety ve? matavitavy tokoa aloha le izy fa raha soloina saucisse dia mety hafa kokoa. Izarao recettes hafa koa e.
6. booboo ( 01/12/2014 17:30)
ryana > Tiako ilay mamy² figues sy ny ambiny masira nampiarahana ;-). Nisy namako niteny hoe afaka asiana voanjo na noix de cajou koa raha te hitsako² mikarepodrepoka... izarao recettes hafa tokoa e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2218