BAC G2

1. mampikanto ( 03/10/2003 09:32)
Mba ahoana r'ireto ny hevitrareo @ity BAC G2 tsy misy ity intsony, zany hoe mahafantatra ankizy maro2 aho tsy afaka teo nefa dia voatery mamerina 2 taona na telo taona indray vao mahazo manala satria toa niova ny programa, dia ny tsy azoko dia hoe tsy misy bac technique v izay ity taom-pianarana iyy sa ahoana no fandehany fa tena maizina amiko mihitsy. Satria ireo tsy afaka tsy mahazo manala ilay bac pro fa tsy maintsy mamerina. Izay fa dia misokatra ny ady hevitra e!

Kanto
2. tsimisitoazy ( 05/11/2003 20:56)
non ! araka ny henoko aty la france dia atao mitovy @ aty satria aty 4ans ny bac tec misy ny bep 3ans ohatra izay ny aty ary za dia nanao io ka aza atao mahakivy izany fa ny hitovy lenta sy ny tsy ho ambaniana no atao ka ampaherezo ry zareo fa ny mahatsara no katsahina
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1295