Manapasaka

1. xxx ( 04/10/2003 18:20)
Marina ve fa rehefa manapasaka sipa dia tena miraikitra tokoa ilay sipa fa sarotra ialana?? Fa inona no mahatonga an'izany??
novalian'i fijo ny 23/12/2003 12:32
2. mahaizamifidy ( 07/10/2003 18:29)
Mety hoe:ianao no mba nanapasaka azy voalohany dia tadidiny foana na miraikitra tokoa ilay sipa
3. xxx ( 07/10/2003 11:55)
le fanapasahana anie firaisana alohan'ny fotoana rehetra e, izay no mahatonga azy hiraikitra be (raha sipa kely io an!)
fa raha sipa efa lehibe ndray de adinony ela rehefa tsy mifanaraka aminy na de nopasahan'ale aza izy
4. xxx ( 07/10/2003 12:03)
???
5. xxx ( 08/10/2003 17:57)
putain tu parle d\'une fille com si tu parle d\'une patate en plus ton mots manapasaka c vraiment n\'importe koi et en plus miraikitra ke veut tu dire par la
tu fé pitié puiceau va
6. xxx ( 09/10/2003 19:31)
ekena fa vanim-potoana iray lehibe eo @ vehivavy izany hoe nanao firaisana voalohany izany ary rariny raha tsaroany mandrakariva ilay fotoana , toerana ary olona t@ izany.
Raha ny marina dia izay lehilahy nampi - jouir ilay vehivavy no tsaroany matetika ary indrindra isaky ny manao firaisana izy.
Ho an' ireo vehivavy tsy mahalala izany mi - jouir izany moa dia akory atao satria tsy mbola manana référence izy.
Ny idealy @ lehilahy dia sady niray t@ny voalohany no nampi- jouir azy tanteraka .
7. mael ( 31/10/2003 18:26)
Tena marina avokoa izany voalazanareo rehetra izany, manapasaka....., hoa an'ny vehivavy mantsy dia io no tena fomba iray entiny hitokisan-tena fa hoe tia azy ilay lehilahy rehefa avy eo.
Tsara ny manapasaka, nefa aleo mba ampahafantarina an'ilay vehivavy fa tena zavatra idéaly araky ny voalazan'ilay olona iray etsy ambony tokoa no atao azy.
8. fijo ( 04/11/2003 11:11)
Ie tsara io ka.ary tena tonga amin'ilay hoe aza manadino.
9. jo1211 ( 05/11/2003 17:40)
Tsy tiako io manampasaka io ry zalahy. Efa tratran'ny tantara ratsy aho.Après ny firaisana dia tratran'ny hemoragie be ilay sipa ka naika maty.Tsy te-hierika intsony aho fa aleoka ilay vita ireny .Tandremo sao voan'izany koa ka higadra fahatany. Tena natahotra aho t@ izay.
10. rinakely1 ( 08/11/2003 09:03)
Amiko manokana, matoa ny viavy miraikitra ohatran'ny lacolle @nareo lehilahy tsy d ny "fanapasahanareo"anay no antony izany fa zay refa tia d tena tia ny firaisana second plan zany raha amiko fa ny fitiavana no micpte.
11. pisobe ( 10/11/2003 16:53)
Salut!
Miala tsiny fa tena vao zao za no naheno ilay teny hoe "manapasaka".
Zava-dehibe @ vehivavy anie iny zavatra 1 iny, ka rariny raha mifikitra aminao izy, fa enao koa no tokony handinika.
F'angaha sarotra ialana le sipa avy eo, sa ny sentiment-nao no be.
Fa impiry nanapasaka kay enao io e?
12. tia_ery ( 10/11/2003 12:13)
Tsy dia ilay manapasaka loatra no antony mampifikitra azy aminao fa matoky anao izy ary fanehoam-pitia no tiany ho tsapanao.

Fa matoa izy nanome anao an'iny hoe anjaranao ny hisantatra azy dia nisy izay fahazoana antoka fa tena tiany ianao ary ianao tena tia azy. Betsaka anefa ny lehilahy no tsy mahatsapa an'izany ka rehefa azo izay nilaina dia tahaka ny ganagana manifi-drano.

Maro koa anefa ny lehilahy mahatsapa ''fierté'' mihintsy hoe izy no nanapasaka an'ilay sipa dia toa manjary hireherehana mihintsy izany dia toa zary mitady an'izany foana.

Dia 'zay no loza avy eo hanambady dia sipa efa nopasahin'olona sisa no azo !!!! Tsy hita eh !!!

Ny todim-paty tsy misy fa ny todim-pitia manodiava
13. fijo ( 11/11/2003 09:33)
kay voa aho marina.aleoko mangina ka.
14. isrine ( 14/11/2003 15:23)
Tsy misy tody zany eto antany e!
15. fijo ( 15/11/2003 15:31)
misaotra ri isrine a.nahazo toky aho.izaho koa aloha tsy mino ilay tody e.izay voa mano......
16. vazol ( 18/11/2003 09:49)
Tsy mba ankasitrahako mihitsy kosa izany vocabl ampiasanareo aminay vehivavy izany ka. Aiza ka toy ny voatavo ketsihetsy no fievitrareo anay. Mba asio fetrany ihany ry zareo ny teny ampiasaina an.
17. fijo ( 19/11/2003 20:28)
ka atao ahoana indray ary hoy ianao.mamaky?sa manokatra champagne?sa manapoka?sa inona?
18. xxx ( 22/11/2003 14:53)
Fa izao no tsy azoko, hopasahinareo fotsiny izany izahay d ialanareo, tena oln tsisy fotony mitsy ra zé nareo! Ny fanontanianao manko we sarotra ialana avy eo, franchement mbola zaza b enao!
19. fijo ( 25/11/2003 20:45)
ka samy xxxxx izao na ilay nametraka fanontaniana,na ianao mamaly farany.dia iza no tena izy aminareo?ary iza no tena zaza,ilay manontany,sa ilay mora sosotra?
20. jm ( 25/11/2003 11:27)
'Zao é,ilay hoe manapasaka anie zavatra lehibe ihany é,ka mety miraikitra na ilay vevavy na ilay lelà,fa matetika ny vevavy no miraikitra,tsy hitako mintsy izay mahatezitra amin'izany satria zavatra marina zany,tsy hoe atao fitaovana fotsiny ianareo vehivavy fa io anie niarahana nanao fa tsy hoe ilay lehilà irery ihany no nivaky loha namaky azy teo éé,
Aza tezitra izany,fa misy koa anie lela mirikitra é,zao é,hitovizana io.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3049