Manapasaka

21. fijo ( 26/11/2003 09:43)
izay izany no izy ry XXXXX a.
22. xxx ( 01/12/2003 14:22)
mampiomehy ahy nareo lelahy ireto! betsaa ny antony haneken'ny vevavy hopasahan'oln iray isan'izany ny fahatokisany azy sy ny fitiavany azy. fa ny lelahy manao tanjona hoe hanapasaka de miporitsaka: tokony ho tadidiny fa ny baviny, ny vadiny, ny zanany vavy de izay koa no tanjon'ny bandy hafa aminy! ary @ izay mangirifiry aminy ny nataony !
23. oupsyyy ( 02/12/2003 12:31)
Za zao tsy manana anabavy de aona????? Refa tiany kosa le sipa vao avy nopasahana de mijanona e. Fa zao kosa alou e, ny fitiavana na nisy vopasaka na tsy nisy tsy hifanerena refa tsy mifanambina de misaraka.
24. fijo ( 03/12/2003 20:23)
izay tokoa.tsy tanjona io,fa raha sendra moa dia vao miha tsara.
25. jm ( 05/12/2003 20:37)
rehefa tia de tia na mipasaka izy na tsy
26. tatih ( 17/12/2003 20:02)
tsy hoe manabany sanatria fa fa atao inona fotsiny ao io etana io rehefa tsy ho pasahana
ka io na ho ela na ho haingana dia tsy maintsy ho pasahana ihany
tsy aleo ve! rehefa tokony ho tairina dia tairinasa dia antitra vao maahita loza
fa tsy maintsy hoe mba miaraka kely aloha vao manapasaka eh! raha misy ny ho pasahana
zay aloha tsy mba ela @zavatra hay fa maika hifindra @ anakiray eh! zay kozinao kozinao fa zay aloha tsy hoe ratsy eh!
hainao fa ny lehilahy lehilahy ihany koa ianao anie manaiky ho pasahana eh!
27. fijo ( 18/12/2003 20:38)
aza be vava kosa,fa pasao fotsiny dia vita e.
28. isrine ( 21/12/2003 20:26)
tatih: be vava ratsy, tsisy ilana azzy. Andana tetezo daholo izay fantatrao fa mbola tsy voapasaka e.
29. raten ( 22/12/2003 19:05)
Fa ialana ahôna alou le izy e!, f'angaha sipa tsy tiana ? satria, eo @ iny fotoana iny ange ry akama tsy de misy fahafinaretana lôtra eh! marary-marary no betsaka. De in fotsiny no hanaovana an'izany. Raha tiana mantsy izy, ny manaraka no tena zava-dehibe sady inona indray no tadiavina rehefa miraikitra izy eh!
30. fijo ( 23/12/2003 12:32)
izay mantsy.ny mbola tsy nahita an'io no milaza,fa tsara ny manapasaka.tsy fantany fa maharary koa anie ny bandy e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2293