NY TANANA MADIO

1. balolo ( 13/11/2003 17:55)
tsy inona akory e! fa ny mikasika ny lehilahy mipipy eny andalana mba mila vahaolana izy ireny
novalian'i isrine ny 19/12/2003 12:38
2. bice ( 13/11/2003 18:16)
le mipipiy eny an-dalana aloha tsy lasa nefa raha tene poritra tsy maintsy manao. io ange tsy voatery tazomina e.
3. isrine ( 13/11/2003 18:43)
Salut!
Ka efa we mandoto tanana. soa fa tsy ho ny vehivevy mihitsy no hanao toy izany, tsy misy azonareo lehilahy anilihana mihitsy.
Asa inona lotra no atao mba ialanareo @ le fomba ratsy.
Ny an'ny sasany anie ka miala any antrano de rehefa mandalo eo @ le coin dia eo izy no mipiss e. Efa fahazarandratsy!
Sa tsy izany ve no marina ry Bice?
4. bice ( 13/11/2003 19:10)
ka efa hoe tsy tana io rehefa poritra ko. le koin ko nge tsy de tsara matoa misy mahasaky e. taiza no mbola ninsy nipiss teny @toerana madio. sa ahoana. ny WC public vao eo ampanamboarana
5. bice ( 13/11/2003 20:25)
za efa nahita vehivavy nipiss teny an-dalana. tsy menatra. hitako daholo ny fikany fa poritra hono izy. sady efa ramatoa lehibe zany an.
6. isrine ( 13/11/2003 15:07)
Ka zao anie Bice e, ny ataon'ny lehilahy anie ka tafahotra lotra % @ vehivavy e. Ka rehefa tena tsisy mipiss anie eo dia mety ho lasa tsara le coin e. Sady na inoako fa zany vehivavy hitanao zany tsy teny @ coin ny lehilahy mihitsy angaha izy no nipiss. Jereo zany izy hoe vehivavy lehibe!
7. fijo ( 14/11/2003 20:20)
fa angaha rehefa lehibe dia adal?ataovy ampy ny wc public dia tsy manao toa io intsony ny lehilahy.aty Marseille aza eo @centre bourse,ampovoan-tanana be nefa dia misy toa io.
8. xxx ( 14/11/2003 11:32)
mbola mitove@tsika zany marseille
hihihihihih
io koa ange vao mahita le coin de te hanao e
ohatra fotsiny, aza mijery an`ilay hoe FICHIER eo ambony eo nge nareo e
io fa nijery daholo ny ankamaroany
hahahahahaha
9. xxx ( 15/11/2003 14:48)
mampitovy tena amin ny tôtô lahy mahita kodiarana zany manao hoe vao mahita coin de te hanao eo izany
10. fijo ( 15/11/2003 15:20)
raha ampy ny wc public tsy ho be ny toa ireny.
11. jokely ( 17/11/2003 19:46)
Raha tiana ho afaka io mipiss eran'ny tanàna io de asio WC public betsaka fotsiny ny tanàna de vita.
Tapitra
12. rfanjav ( 18/11/2003 13:42)
tsy efa mba misy maromaro kosa ve,
fa ny olona koa anie manahirana e, efa misy napetraka ohatra etsy @ toerana iray, dia mitady toeran-kafa indray anaovana ny hadalany, tsy mba miezaka mamonjy an'ireny WC public ireny!
13. fijo ( 19/11/2003 20:32)
ianao marina ,mbola tsy poritra manko ianao an.
14. rfanjav ( 19/11/2003 18:53)
Marina fa poritra, fa na izany aza,

raisintsika ohatra fotsiny hoe any an-tranonao ianao,
any @ efitra fatoriana ohatra ianao no poritra, dia tsy hamonjy ny WC ve fa atao ao @ efitra fatoriana ao?

ataoko fa tsia kosa e!

15. fijo ( 20/11/2003 09:20)
izany anie resaka 3m e,fa ity eny an-dalana aiza vao ahita wc?dia ahoana,ho vaky tatavia eo?
16. rfanjav ( 20/11/2003 18:01)
efa mba maromaro kosa ny wc public aty tanà e!

fa izy andoavam-bola fotsiny, dia mety izay koa no maha-kahihitra ny olona sasany!
17. fijo ( 20/11/2003 19:54)
he kosa izany izy hoe andoavam-bola.raha tiana hiena ny loto dia atao izy hialan'ny olona amin'ny fandotoana.
18. oupsyyy ( 21/11/2003 16:12)
Sali daolo, ka le fandoavam-bola nge symbolique fotsiny e, sady juste hikarakarana anilay toerana. Ka ny olona zany eto am tanana, le fikarakarana e, sy ilay toe tsaina hikolokolo fananam bahoaka e. Tsy ananan'ny sasany mihitsy ilay hoe soa ny manana zavatra tsara, sady ho fahafinaretan'ny maso no mahasalamana ny vantana kou ny mihaina amin ny tontolo madio.
19. rfanjav ( 21/11/2003 12:34)
fa ny gasy raha vao misy resa-bola dia tsy namana e,
20. xxx ( 21/11/2003 19:35)
izay mihitsy lay toe-tsaina tokony
ialàna,ary manaiky ny tenin'ilay ra-
namana anankiray aho hoe symboli-
que ny fandoavam-bola, isika gasy
efa mahantra nefa mbola mitady
wc madio, inona no vola hikarakara-
na azy eo?raha tsy mandoa vola?
ny tena mampalahelo koa dia any
@ ireny wc public ireny no hanao-van-dry zalahy maloto fa tsy mba
pipi fotsiny dia iza no olona andra-
sana hanadio ireny maloto ireny?
mampalahelo loatra ny toe-tsaina
ka tsara ny hisian'ny discipline hen-
jana eto amintsika
Tapitra !!!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.393