NY TANANA MADIO

41. rfanjav ( 08/12/2003 13:40)
tena tokony tonga dia ampidirina violon indray alina mihitsy ze tratra @ izay fay,
42. isrine ( 09/12/2003 14:04)
Salut!
Marina mitsy zany, tokony ho faizina izay tratra satria @ zay hatahotra ny sisa rehetra. Le "eritreritra tsy te-hahalala" no tena ratsy be, nefa an'iza moa ny arabe raha tsy an'ny gasy rehetra.
43. fijo ( 10/12/2003 11:14)
ny fiara no tsara ry rfanjav,fa ny saina mbola 2CV.io dia toe tsaina sous devlpé mihintsy.oh,aty Marseille,ny varatra(arabo io)dia tsy mahalala izany madio izany mihintsy.aty nefa ny fanariam pako feno,fa dia eo amin'izay tiany ihany.any Suisse anefa ianao,dia madio be mihintsy ny tanana,ary raha misy manary mosara eny an-dalana,dia misy maka iny dia manary azy ao anaty fanariam pako.zavatra hitako io,ary tena nahavariana ahy.
44. rfanjav ( 12/12/2003 18:42)
ka efa nizarana andry zareo zany dia ohatra ny efa mandeha ho'azy,

fa ny aty toa mbola ho ela vao hivoatra ny toe-tsaina ko,

f'anga koa moa ny 2CV ratsy?
45. kally ( 12/12/2003 10:08)
izao fotsiny e! ampiharo ny sazy henjana ohatry ny any amin'ny firenena sasany,pôlisy isaky ny 100m,mandoa onitra izay mandatsaka fako,amin'izay ny vola azo sady hanadiovana ny sasany,moa ny olona koa mitandrina,rehefa tsy hahatsiaro tena dia izay koh!
46. fijo ( 16/12/2003 10:56)
ka mbola sarotra e.
47. isrine ( 18/12/2003 19:32)
ka ny polisy ary ve tena hanao ny asany koa e, raha toa ka asiana pra isaky ny 100m? Ka ny olona nomena andraikitra koa anie no tsy mahavita ny andraikiny e.
48. fijo ( 19/12/2003 09:15)
sarotra be izany wa.education io.
49. isrine ( 19/12/2003 12:38)
Zay mitsy!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1837