Ny malagasy mpikambana aty USA

1. tendro ( 07/12/2003 20:18)
Miarahaba,
Toa mba betsaka ihany ny malagasy aty USA, fa tsy fantatro hoe mba iza avy no mpikambana mipetraka aty. Mety hafinaritra na dia ny hifampiatso amin'ny phone fotsiny aza ry zareo a!

manatena anareo hiserasera eto e!
novalian'i Babata ny 18/04/2005 02:50
2. ikaretsaka ( 07/12/2003 10:12)
hevitra koa loha izay e..sady mahaomby mihitsy
3. sifotra ( 08/12/2003 12:27)
Mety zany eritreritr'elĂ  zany ry Grand a. Entano ny oul defohazy ny mandry leroa.
4. voaignana ( 09/12/2003 09:08)
Marin'izany.
5. rfanjav ( 09/12/2003 19:21)
Mahaiza ry zareo mifankatia a!

dia mazotoa e!
6. ikaretsaka ( 10/12/2003 14:40)
nga misy tsy mifankatia eo ry fanja?
7. rfanjav ( 12/12/2003 18:22)
tsy miteny za hoe tsy mifankatia,

fa samy gasy an-tany lavitra dol dia mba tokony hifanerasera tsara e!
8. fijo ( 27/12/2003 09:45)
tandremo ny omby adala ry zareo an.ajanony amin'izay ny mc do.ih,ih,ih.
9. wawawa ( 09/01/2004 20:25)
Ka ahoana daholo e!!! Ataovy resaka matotra ilay hifampiantso @ phone. Raha ny numero-ko dia azoko omena. (817)645 3921 Extension 547. Dia mitadiava an'i Dina na mamela message. Dia ataovy matotra fa mila mifampiantso isika gasy rht aty e!
10. wawawa ( 09/01/2004 20:26)
Ka ahoana daholo e!!! Ataovy resaka matotra ilay hifampiantso @ phone. Raha ny numero-ko dia azoko omena. (817)645 3921 Extension 547. Dia mitadiava an'i Dina na mamela message. Dia ataovy matotra fa mila mifampiantso isika gasy rht aty e!
11. fijo ( 09/01/2004 09:03)
bye,bye USA
12. ikaretsaka ( 09/01/2004 15:50)
tsy mandeha ilay extension kle
13. wawawa ( 09/01/2004 16:05)
Antsoy aloha ilay numero, dia avy eo enoy tsara ilay message ao. Asaivo transferen'ny operateur na tonga dia composeo ny extension. Zay fa six e!
14. xxx ( 11/01/2004 10:32)
tsy aleo ve somary asiana fihaonana kely mihitsy ny jeunes eto usa eh, iza no mazoto hanao izay organisation izay? heverina fotsn hoe aiza ho aiza le centre hihaonana rehefa hita hoe aiza sy aiza no misy ny oul te hihaona.


15. ikaretsaka ( 11/01/2004 14:06)
ka Aiza ay dia rahoviana e... dia ahoan any fipa raha any Texas na californie ohatra ka te ho any Washington raha any ilay Fihaonana?
16. wawawa ( 13/01/2004 11:21)
Raha ny eritreritro manokana dia aleo aloha fantatra mazava hoe aiza no be gasy dia any no toerana fidina. Aleo ko toerana centre fa tsy sisiny be. Dia atao masaka e!!!!Tsika samy tsika io.
17. fijo ( 13/01/2004 12:47)
fantaro aloha hoe aiza daholo no misy anareo.dia mitady centre avy eo.
18. cendri ( 13/01/2004 18:05)
TSY aleo ve atao centre eh, raha natao ny compte dia washington dc, new york ary minessota no be gasy indrindra,
dia saino tsara ary eh
19. ikaretsaka ( 14/01/2004 14:52)
O ry zareo a: 5 andro en Bus na fiara ange ny namana avy any amin'ny Tapany atsimo sy andrefana toy i Texas na California vo tonga any DC dia mbola miampy tapak'andro io raha NY ary 1 andro Raha Minessota e e.. raha tsy hoe handany aman-jatony dolara gandehanana avion ngamba hoe fivorian'ny namana fotsiny... fa raha asiana karazana Fety kely ohatra ka maharitra 3 na 4 andro dia tsy mampaninona angamba: karazana lasy ny hevitro na izay tianareo! fa tsinjovy ihany ny sasany hoe 10 jours hanao voyages nefa hihaona 1 andro fotsiny
20. cendri ( 14/01/2004 16:29)
raha hihaona kosa dia tsy atao iray andro fa mba atao 3 a 5 jours e
manjary perte be, asiana activites fotsn fa manjary bored kou

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0761