Ny malagasy mpikambana aty USA
35. ikaretsaka
(
22/03/2004 16:38)
ka izay hoa.. tsy hay intsony heo iz ano tonga sy lasa fa ngoza i USA fa tsy ohatran'i singapour
38. ikaretsaka
(
27/03/2004 17:31)
arakarak'ilay tanana io.. raha aty amiko aloha de tsy miavona e .. satria za rery
40. ikaretsaka
(
06/04/2004 19:11)
fa mitady trano rehefa aty fa za tsy mirasy fandriana @ bandy an.. le olona izay ihany
