Ny malagasy mpikambana aty USA
62. hokie
(
04/05/2004 17:11)
nareo mab mahita gasy aza fa zaho mi-coince aty @ dezaka aty..Tena tsy mahalala olona mihintsy!
63. oully
(
04/05/2004 17:26)
ikaretsaka> angaha i kala tsy mba miteny hoe malala ?
hokie> fa enao avy aiza kay?
hokie> fa enao avy aiza kay?
65. fijo
(
04/05/2004 23:18)
de hitanao ilay mc do eo amin'ny kihon dalana io,eo akaiky eo za no mipetraka.tongava any an trano e.ih,ih,ih
66. hokie
(
05/05/2004 13:25)
Mba misy gasy ve ao Raleigh, North Carolina? gasy mahay manao ena ritra, koban-dravina sy ramanonaka? hehehe
69. kitjo
(
11/05/2004 18:49)
hokie> ho avy any a d teneniko enao,he he,North carolina.....
fijo> zay d faly eryyyy
Hay ve le ambadika pharmacie io e, ieee,tsy hitako
oully> marina zany e, refa eny @ airport enao vao misy taratasy fenoina zay hangalana visa, tsy mandoa vola,tsisy in in fa tampon fts,
tanjemo fts voan tazo an

71. oully
(
13/05/2004 17:24)
kitjo> eny ho'ah tena ho avy any tokoa zahay (sy fijo zany eh). Dia Visa firy volana zany ?
72. kitjo
(
13/05/2004 19:55)
oully> 1mois no azo raha tourisme, d afaka manao "extension" 14jours aveo
mora be ny miditra fa sarotra ny mijanona sady impossible fa io ra oe visite tsotra amzao
mora be ny miditra fa sarotra ny mijanona sady impossible fa io ra oe visite tsotra amzao
74. kitjo
(
14/05/2004 01:11)
fanazavana nge no lazaiko e, ko ra ts hifindra monina ko
aiza d lasopy fts, tsy asina sinoazy?ihihiih na vaotamina
aiza d lasopy fts, tsy asina sinoazy?ihihiih na vaotamina
75. kitjo
(
04/07/2004 08:08)
kaaaay!
masiso be ny lasopin fijo.....
miandry ny tatitra avy @ malagasy mpikambana any USA zany zay e.
Eo am-periny manko nareo zao.
masiso be ny lasopin fijo.....
miandry ny tatitra avy @ malagasy mpikambana any USA zany zay e.
Eo am-periny manko nareo zao.