mivoraka be ny any lery

1. xxx ( 08/12/2003 11:30)
inona kay no mahatonga an'zany fa tenza gaga be aho ,sady tsy manaraka ny norma no tena glady be.
novalian'i fijo ny 04/02/2004 19:51
2. xxx ( 08/12/2003 19:40)
Fa ahona koa akia izany,tsy marary ve izy izany;sao de mba voan'ny SIDA ;mampatahotra izany ko.
3. fijo ( 09/12/2003 10:26)
sao vomanga dia masaka.
4. xxx ( 09/12/2003 17:54)
ny lohany tena ohatra ny ireny hivoaka ireny fa za ve no taraiky sa ahoana ....
5. rinakely1 ( 09/12/2003 18:00)
zany no tadiavinareo lelĂ  we ,geza fika d nony sendra d tsy vaky indray ny loha . Ka inn ihany ary no tena ilainareo enfin! hi!hi!hi!hi
6. fijo ( 09/12/2003 19:24)
fa nagaha moa izahay no mila an'izany fa tsy ianareo e.oh,oh,oh.
7. rfanjav ( 10/12/2003 20:52)
ka raha izany mivoraka izany anie fijo mety malemilemy ohatra ny tavin-kena fotsiny e!
8. fijo ( 11/12/2003 09:39)
ka io tonga amin'ilay hoe "mahazahoa ny matavy ko"dia izay izany.ary ianao ity kay mila ilay tena bande an.ih,ih,ih.
9. latino ( 12/12/2003 14:03)
tsy ny lohana be izany ve no tena tsara mba madresy tsara,ka izay fa tano ny azo fa sarotra ny mila anie!!
10. rinakely1 ( 12/12/2003 11:39)
nareo ange ry fijo no complexé @ fikanaeo ra kely ra ngeza no tsara e! Ataonay inn moa zany, ny anay d ampy e! hi!hi!hi
11. ikaretsaka ( 14/12/2003 12:24)
angaha nareo ry rinakely1 misy fika?
12. rinakely1 ( 15/12/2003 13:28)
ny fikanay v? mbola tsy nahita angaha enao ry ikaretsaka?
13. fijo ( 16/12/2003 09:03)
inona indray ity resak'i rinakely sy karetsaka ity e.toa mifamotopotitra be.
14. rinakely1 ( 16/12/2003 10:30)
toa saropiaro ranga izany ?
15. fijo ( 17/12/2003 09:26)
mba gaga ka.miolakolana be ilay izy ko.
16. rinakely1 ( 17/12/2003 12:03)
aza taitra aloha fa mbola tsy nisy action
17. fijo ( 17/12/2003 19:09)
za nga taitra,fa mba gaga ihany.
18. ikaretsaka ( 22/12/2003 09:24)
ka samihafa ny fikan-dehilahy sy fikambehivavy dia inona mahagaga ahy hoe fikan-dehilahy ve ry rinakely satria resaka fikandehilahy no lazaina ato ko
19. fijo ( 23/12/2003 10:36)
tsy mazava ry karetsaka a.inona ilay fika.
20. ikaretsaka ( 04/01/2004 13:27)
efa hoe fika ko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6111