mivoraka be ny any lery
32. pitchou
(
15/01/2004 16:21)
ary to nareo lelà no tena manongila-tsofina? marina tsy mampanahy ireto!!!!
33. ikaretsaka
(
16/01/2004 20:11)
ko ny an'i lery..... ilay kozy ry pitchou an.... "lery" no sujet de conversation
35. ikaretsaka
(
16/01/2004 17:45)
satria "lery" koa mi interesser anay ko... satria ny zahay sy "lery"manana ilay sujet saingytsy mivoraka
36. lema
(
16/01/2004 12:53)
mety "katala" tsymitapaka angamba zany fa lé resaka anie mande be kay na lé paoziny ary tsy nisy nahazo an-tsaina
37. xxx
(
16/01/2004 13:55)
nareo wa mandana ary @ resa-delà ary miresaka! sa sarim-bavy doll nareo reo?
39. xxx
(
21/01/2004 19:23)
Azavao tsara aloha ilay izy mivoraka izany fa tsy mazava mihintsy!
mivoraka = ohatry coton
mivoraka = ngeza be fa malemilemy
mivoraka = sa olona marary ve
sa inona no tianao lazaina @ ilay izy!
mivoraka = ohatry coton
mivoraka = ngeza be fa malemilemy
mivoraka = sa olona marary ve
sa inona no tianao lazaina @ ilay izy!
