Accueil
Sujets
Inscription
Connexion
mivoraka be ny any lery
41. fijo
( 22/01/2004 20:54)
sao mandositra ianareo hono ko.
Répondre
répondu par
https://forum.serasera.org/forum/message?username=
le
22/01/2004 08:54
42. xxx
( 04/02/2004 20:30)
Zao ky ah! samy manana ny toe-batany ny kofa,za vehivavy a!Ka io sahala amin'ny fiainana rehetra ihany tsy maintsy misy ny exception de sendra an'izay ndry!Aza atao mahakivy zany fa misy vehivavy sasany aza aky reny no tena mety aminy a!De reveo milay aza atao lalina ny fisainan-dry ary aza mampitaha mihintsy fa mety zay koa angamba no nahavoa an-dry ko! efa nahita kelikely ndry teo aloha de taitra tampoka.
Bonne chance e!
Répondre
répondu par
https://forum.serasera.org/forum/message?username=
le
04/02/2004 20:30
43. fijo
( 04/02/2004 19:51)
ie aza hatao lalina ny fisainana,fa ny hafa atao lalina e.
Répondre
répondu par
https://forum.serasera.org/forum/message?username=
le
05/02/2004 07:51
1
2
3
Répondre
©
Eugene Heriniaina
- serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0986