voadona sa voafitaka?

1. xxx ( 04/12/2003 09:44)
Ahoana no hanadinoina olona iray,tianao nefa tsy te hiaraka aminao intsony;ary izy anefa miteny fa mbola tianao fa tsy afa-manotra (mino izany ve ianaoreo? )
novalian'i isrine ny 20/12/2003 19:39
2. isrine ( 04/12/2003 19:48)
Salut!
Izany no midika fa misy 1 mandainga @ nareo 2. Na manana olona hafa tiny any izy, efa nomeny toky talohanao angamba.
3. tequila ( 04/12/2003 14:07)
Tsotra ny hevitro ho anao , ampiadano ny tenanao , sarotra ny manadino olona notiavina na mbola tiana , nefa aleo zay toy izay miandry gidro eo fotsiny , mitadiava olona tia anao .
4. fijo ( 04/12/2003 19:42)
marina ra tequila a.aiza koa izany tia nefa mipa izany.aleo hovana e sady mahazo vaovao ianao amin'izay.
5. rinakely1 ( 05/12/2003 10:49)
zé mampihety ny fiainanao atao eny na d mafy aza ny manadino! Raha tena tianao izy, miverina eo ihany fa @ zao avelao any aloha.
6. vetso ( 06/12/2003 09:41)
Mbola tsy anjara matoa tsy tanteraka. Ny manandrify tsy mba miolaka. Atanjaho ny saina. Aza mety ho resin'ny alahelo sy ny hanina olon-tsy manina fa ny ho avy andrandraina. Tsy mandositra ny anjara fa manjohy anao toy ny aloka saingy samy manana ny fotoanany ny zava-drehetra. Koa mahereza !
7. isrine ( 06/12/2003 18:25)
Salut!
Sady voadona enao zany no voafitaka ihany koa, satria izy no nilaza fa tsy afa-manoatra.
Aza kivy e!
8. riana ( 08/12/2003 19:25)
Tsy tia izany xxxxxx a! fanaon'ny olona te-hiala tsiny ny miteny ohatr'izany, fa ny manaja tena mamela azy any @ misy azy no mety - sy mahasoa anao.
Afaka ataonao ny miasa ohatra (extra), sady variana ny saina amizay no mba manana raison de vivre ianao no ny vola koa misy hanaovanao izay mahafinaritra na mampiala dia kely anao e (mividy zavatra, mijery spectacle, sns...)
Courage e !
9. fijo ( 09/12/2003 11:32)
dia mba mamitaha koa amin'ny manaraka,fa aza miandry voa foana eo e.
10. tequila ( 11/12/2003 14:40)
Aiza kosa dia hoe mamitah koa ? aaa , aza mamaly ratsy fa enao no hosahirana eo , indrindra rah tsy hotafavoaka akory amizany hi hi , satria tsy mahay !
11. fijo ( 11/12/2003 19:52)
dia mba mianatra re
12. rinakely1 ( 16/12/2003 10:04)
d samy mpamitaka miaraka izany v tsy any @ fahaverezana no fetra?
13. fijo ( 17/12/2003 11:34)
ikoto fetsy sy i maka hoatra.
14. rinakely1 ( 17/12/2003 11:43)
sa i rina sy fijo?
15. fijo ( 18/12/2003 20:14)
vao miha tsara.
16. isrine ( 18/12/2003 18:31)
de iza no voadona ary iza no voafitaka, raha i rinakely sy i fijo?
17. fijo ( 19/12/2003 20:50)
fijo le mandona ka.avy eo indray hohita izay voafitaka.ih,ih,ih.
18. xxx ( 19/12/2003 12:42)
k'aiza daholo e! fa misy ino no tsa afaka manoatra hono lery sa efa tena lasan'ny hafa iza no taloha nefa nareo roa sa efa nahavita kilonga ry zareo ?question daholo zany fa tsy azoko hoe tsa afa manohatra izy fa misy inona io no fototra
Ny teniny ravetso hoe tsy anjara matoa tsy tanteraka mandiso anio tanteraka ny tenako fa ianao ihany no manamboatra ny anjaranao na misy inona ary eo tsy misy tsy vitan'ny fitiavana efa niainako zany fa sty fantatra fotsiny ny mahatonga azy tsa afamanoatra anie fa izy zany no mialabala sady tsy tia raha tsy misy dikany io zavatra teneninio satriaxxxxxxtsy nanome ny fanazavana tsara raha ny fianakaviana tsa mahasakana izany e! rehefa mifankaty marina nareo ary raha misy sipa tiany any dia iza no aloha nareo izy sa indry raha mbola tsa vita ninoninona sy tsy misy inoninona aza avela anjaka ary zao atao andoha hoe tsy misy mahavita oh ny nataoko t@ ol iny zany aleo izy andeha mba ahita ary mitadiava solony fa betsaka mameno tanana io dia ataovy hitany hoe tsy voadona aho
na voafitaka manalazy be dia hadino ny rehetra tsy hoe mandray alcool akory na mifoka fa manao activiter kely tsy zavatra tsy adinoana izany fa ny saina sy ny mokondoha no mitondra io andramo kely anie e! mmm
19. isrine ( 20/12/2003 19:39)
Mbo andramo hono ny nolazain'i x io e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3047