Inona no tena ao am-pony ao?

1. xxx ( 10/12/2003 16:59)
Nitia aho saingy zao tsy fantatro tsra hoe ahoana ny tena ao am-pony.tia ve izy sa tsy tia? ndraindray nefa, sarotra ny mandaiga ka hiteny hoe tsy hita hoe tia izy.nefa zao aho tsy mino instony.

marary ny saiko satria tsapako fa ao anatiko ao mbola misy, na dia kely fotsiny az, fitiavana ho azy, izy ho azy irery any.
tsy aiko izay eritreretena.

mba valio re aho!
répondu par fijo le 09/01/2004 20:35
2. nemia ( 10/12/2003 17:01)
fa inona kay ny fietsiny aminao?
3. isrine ( 10/12/2003 17:07)
Salit!
Rehefa hita fa tsa tia izy de miala, de mitadiava hafa koa, fa be ny olona azo itokisana! De enao koa mba miova fa mety tsy mahataitra azy koa!
4. kallie ( 11/12/2003 20:05)
Ka aza misalasala fa tonga dia anontanio izay tena heviny e!hoe tena mbola misy fitiavanao ahy ve hoe sa tsia?satria manjary marary fotsiny eo ny fonao;fa raha misy fitiavany anao de mahandrasa kely fa mety mba misy probleme izy e!dia mahereza.
5. kally ( 11/12/2003 09:16)
Saika nitovy izahay sy kally!lalina izany.
Misalasala be ianao izany ny mikaiska ny ifitavany,raha tia zy ianao dia tiava fotsiny aza miandyr valiny,raha miandyr valiny kosa ianao mieritrereta tsara sao lany andro eo fa toa misalasala be ianao.
6. ravatorano ( 11/12/2003 15:55)
lé aho zany efa niala zà satria hoy ianao wé "zao aho tswy mino tsotry"
raha tena zay rou tsapanao dé manova fitana ro meté
ogna marobe io , ndaty ndreky jaolahy koa maro ro tsara na vatana na fagnahy
Mahereza dé ....minoa amizay !
7. fijo ( 11/12/2003 16:25)
lé mbola ao kosa ve rogny lé fitiavany,dé atao ndroky ho miala,sao tsa mety leka zao.mandéfitsa kély heka loha ndrao mihova.
8. xxx ( 11/12/2003 10:51)
ra tena tinao izy d tonga d anantony! d resaho anazy!! ahonn moa ny halalanao ra tia anao izy ra enao aza tsy miteny azy! izy kou nefa any mety hametra-panontaniana tahaka anao! d anjary lany andro eo fotsiny nareo hifametraka fanontaniana ao antsaina hoe izy aza ve tia ahy!!
sipa v alo io sa kofé!?
fa teneno izy zay éprouvénao anazy! d jereo ny fandéhany avy eo!
9. xxx ( 11/12/2003 15:58)
joba ty ka! ary matetika joba foana no mijaly an!!!!
misaotra betsaka zay namaly e!

zao lay izy!hitanareo? tena ohatrany hoe mbola tia izy nefa tsy aiko tsony.
izy zany tena mbola miteny hoe tena tia nefa @ lafiny iray tena tsy mino aho na dia te hino aza!
niteneniko izy zany hoe inona ny ao ampony dia izy namaly hoe mbola tia be ahy.
zaho misalasala be satria izy misy toetra zay sady tsy atokisako loatra ilay teniny.
10. fijo ( 11/12/2003 19:47)
ampirafiso kely dia ho hitanao ny ataony.
11. rinakely1 ( 12/12/2003 10:55)
sokafy ny fony e! hi!hi!hi
Tsara ny mitia raha toa ka mba mifamaly, ko ity sipanao moa efa milaza we mbola tia ka enao ihany no mahita izany fitiavanab entiny izany @ fihetsiny refa miaraka ianareo roa.
12. isrine ( 14/12/2003 17:29)
Sokafy ny sainy, de ho hitanao eo izay ataony!
13. rinakely1 ( 15/12/2003 12:57)
izy mitsy no tonga d sokafy raha izany e!
14. fijo ( 16/12/2003 10:21)
izay.sokafy izy dia mifanokatra eo ianareo.dia mifankalalatsara;dia izay.
15. rinakely1 ( 16/12/2003 09:57)
ié d hita eo h@ tsinay maintinareo roa kely e!
16. isrine ( 17/12/2003 20:32)
zay mitsiny!
17. fijo ( 17/12/2003 11:25)
dia inona no ao anatin'ilay tsinay mainty?
18. rinakely1 ( 17/12/2003 11:39)
zava-doza b
19. fijo ( 18/12/2003 20:02)
kay,maimbo ve?
20. isrine ( 18/12/2003 18:14)
tsy de maimbo fa ohatry ny maimbo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1726