Inona no tena ao am-pony ao?
21. fijo
(
19/12/2003 20:42)
dia ahoana izany le.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 19/12/2003 08:42
22. xxx
(
19/12/2003 12:17)
ka ragnona gne zany mampiseho be fa tena potika @ e! aza aseho nge ia fa hitagnao eo ny fipoitrny e
tsa fapiseho ny lehilahy izany ny fitiavagna fa araraotigny sy hampijaligny asaigny mitady ny tena fitiavany kala raha vao ataogny kala izagny aza vakianga loha fa tamy eo izy sady mivadika manao ramanavy raha vao ataonao izany dy mandaitry ty lay tena ao ampony ao

novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 20/12/2003 00:17
23. xxx
(
19/12/2003 16:44)
ye!!!!leo be zah reto a!!!!!!!!tsy aiko zay hatao!
tena farak'izay leo be!!!!
tsy de aiko hoe maninon.tsy ahita azy aho zao pdt 1 mois, dia zao aho dia efa malaelo.nanoratyra ttsy ahy izy dia hoy izy hoe raha tena mbola tia azy hono aho de mbola mavita miverina aminy satria hono izy tena tia!!!!

novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 20/12/2003 04:44
24. isrine
(
20/12/2003 12:15)
De miverena zany e!
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/isrine ny 21/12/2003 00:15
25. xxx
(
22/12/2003 13:45)
ho an'ilay ten tompon'ny olana: fa inn no tena nahatonga anao tsy nino azy intsony? ary efa ela ve ianareo no niaraka sa vao haingana? miankina @zay koa manko le izy!rah vao haingana mety mbola mifamolaka nareo. rah efa ela ndray de hafa mitsy ny fipetrany! rah niova ny fihetsiny t@nao de misy dikany foana alou zay! anjaranao ny manadihady! aza mino zay teniny fa ny bainga mivadika ihany no vavolombelon'ny mpiasa. de mahereza eh!
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 23/12/2003 01:45
26. fijo
(
23/12/2003 12:05)
izay hitanao hoe tsy hampijaly ny sainao atao e.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 23/12/2003 12:05
27. hendry
(
23/12/2003 16:00)
O ry fijo a, ka raha efa hitany zay tsy hampijaly ny sainy tsy nametraka ilay olana teto ntsony izy.
Ho an´ilay manan´olana, ny zavatra mety mitombina dia mety tsy misy sincerité sy franchise eo @ nareo roa ka tsy afaka mifamboraka ny zava-misy mianjady @ tsirairay hany ka lasa tsy mifankahazo am-po dia velona na ahiahy.
Antony iray koa mety tsy mahay mampiseho fitiavana izy, tsy hainy ny maneho ny fitiavana anao na dia tia anao aza izy ka tsy tsapanao ilay izy. Iza moa no mahalala na mety ho avy aminao koa ny antony, mety tsy hainao ny mi-statisfaire azy @ lafiny rehetra eo @ fifankatiavanareo ka rehefa tsy satisfait izy dia mazava ho azy fa miova.
Mety tsy vokatry ny fony koa aza ilay fiovana hitanao aminy, mety tsy conscient akory izy hoe misy fihetsika ataony mahatonga anao misalasala ny @ fitiavanareo.
Tombatombana ihany ny anay mpitazana fa enao ao anatiny ao no tena mahita azy.
Azonao ambara anay ve fa tsy mazava tsara hoe inona no antony mahatonga anao tsy hino ny fitiavany anao? Ianao mialaza hoe:"
zaho misalasala be satria izy misy toetra zay sady tsy atokisako loatra ilay teniny" Inona ilay toetra satria raha tsy afaka ny hilaza mazava ny mety ho vahaolana zahay raha tsy mazava aminay ilay olana.

novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/hendry ny 24/12/2003 04:00
28. nemia
(
23/12/2003 17:46)
ny tsy nahatonga ahy hino azy intsony dia zao, tratrako niaraka t@ vehivavy hafa izy.
lasa niaraka tamizay ilay confiance dia nefa raha tsy misy confiance dia tsy hitako ny dikany ilay fiarahana.fa ahoana moa hoy ianareo ny ahazoko mbola hatoky azy?tamizay izy tena nifona be!!!
saingy tsy haiko raha ny tena ao am pony ao koa ve tena nifona sa..?lay izy nefa kay, efa vehivavy niaraka taminy efa ela be, vady be!!
ilay toetrany ndray moa zany dia tsy dia loza be fa zao, hitanareo, izy zany ohatrany efa lasa lavitra loatra.izy io efa nanana vady be, dia io vady be io mampiditra azy an-trano...
efa sérieux be zany ny azy...
nefa, zah mbola tsy amizany.sady tena izy zany ohatrany collant ihany.
manarak'izany, izy tsy tena ohatrany genre de mec-ko satria tsy dia mipetrapetraka.tsy aiko raha azonareo ny tiako ambara @ ilay mipetrapetraka...
koi ke, na tsy ao @ genre-ko ary izy, tiako ihany...
rehefa miteny izy hoe tia ahy, dia misy coté tsapako fa sincère ary marina ny tenin'i "hendry" hoe tsy mahay mampiseho fitiavana izy!!!
izaho koa aloha tsy dia niaraka taminy foana satria tsy afaka foana sady tsy mba tiako zany mandede zany nefa ny azy dia zany.zah aleoko misy destination local...
zao zany izy tsy aiko raha mbola miaraka aminy ilay iray fa izy miteny hoe tsy miaraka tsony nefa ny namany miteny ahy hoe mbola miaraka izy.
dia tsy aiko...
fantatro nefa fa diso aho ny mbola niaraka taminy nefa izy efa nanana vady be. tsapako ny fahadisoko nefa tsy nahatonga lavitra ahy ilay izy satria zao aho lasa ohatrany tia tsy tia zany.
tsy aiko raha azonao ilay situation-ko na tsia fa dia manatena valiny!!!

novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/nemia ny 24/12/2003 05:46
29. fijo
(
24/12/2003 18:51)
izao atao e.ataovy tsy hitany ianao mandritran'ny iray volana.raha mitady anao foana izy,dia ok,tena tia izy izany.raha manao fila tsy mahita kosa,dia anjaranao ny sisa.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 25/12/2003 06:51
30. xxx
(
26/12/2003 19:55)
tena sarotra be koa zany tantaranao zany! sarotra be le hitsara kanefa misy part de responsabilité anao ihany le izy! ekena enao fa tia azy! saingy zao aza manaiky hitsakitsahiny zany! tsapao marina izy eh! ataovy le notenenin'ni fijo teo! ary aza aseho azy mihitys hoe tia azy enao! raha @ko manokana alou de mety tiany ihany enao fa ny vady be tsy mba foin'ny lelà zany, zany hoe mety samy tiana nareo roa! de asakasakao ihany zany ny mety ho tohiny! fa mety ho sarotra be vao ho afaka @ le vadyben'ny izy rah tena izay no tadiavinao! mty cruel zany teneniko zany nefa tena ampitiavana be no ilazako izany! misy tantara mitovy @ ny anao manko ef nodiaviko. mahereza eh
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 26/12/2003 19:55
31. nemia
(
26/12/2003 09:56)
efa ela ihany aho zay no tsy nahita azy.
t@ itako farany izy dia zah koa tsy dia niraika lotra.
tsy aiko raha vokan'ny hatezerako azy na tsy aiko.....
izy aloha, sarotra ny mandainga fa dia mitady ahy @ phone fona saigny tsy valiko mihotsy na tsy atsoko mihitsy.

novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/nemia ny 26/12/2003 21:56
32. fijo
(
26/12/2003 18:47)
dia tohizo hoatra izay aloha,ary rehefa mahalana indray izy no mitady ,dia mody hatsoy.raha amin'izay izy no avy dia tonga,dia tena tia anao izy izay.aza havela hijanona ela ilay fiandrasany,sao dia leo indray.ny fika dia izao:"hiafenako rehefa mitady,ary tadiavoko,rehefa tsy hita".anandramo fa matetika mety io.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 27/12/2003 06:47
33. nemia
(
27/12/2003 17:57)
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/nemia ny 28/12/2003 05:57
34. isrine
(
28/12/2003 20:57)
hita zany ny tena tao ampony tao?
Tsisy isaorana e!
Tsisy isaorana e!
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/isrine ny 28/12/2003 08:57
35. fijo
(
29/12/2003 19:44)
raha nanampy anao ny hevitra dia tsara izany e.tsy misy fisaorana
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 30/12/2003 07:44
36. xxx
(
08/01/2004 15:28)
zao no teneniko ano !efa teo zazo no niala t@ ra io ny ahy ary mbo pior no zany fa izo sy ilay kala mifampiresaky fa tsary sahy miteny @ko lay kala fa matahpotry azy satry ilay kala mahafantatra ana za no niaraka t@ voloha zay vo lay kala ; Ny natoko de niala nahita le anjarako aho zao izay h@ zao mbola mitady ahy nefa efa mivady izy sy ilay kala tsary asiko sira ampijalikofotsiny na ilay sipa ary @ miady amiko fa tsary ahoakao satria niray tsikomba ka ana zany zao ny manao vazansy e!ny tena ampony de za no tiny saingy za no niala anazy satry izy no niseho milay sy manao vava tsary mety manao 1er pas azafady izany an! tsary za no anaovana izany marina fa tena tia anazy aho h@ zao fa tsary mety ranona de hajanona fa avy eo araraotiny an!
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 09/01/2004 03:28
37. fijo
(
09/01/2004 20:35)
fangalam pihery io e.kilalaon'ny ankizy any ambohitsitononina amin'ny andro diavolana.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 09/01/2004 08:35