maninn kay??

1. xxx ( 09/12/2003 18:10)
ny fanontaniko d zao: inn kay ny mahamay ny ol hanana rapport sexuel na "lely"!!ary inn ihany kou no hitiavan'ny ol mitelina sperme!?
novalian'i fijo ny 23/12/2003 12:08
2. favy ( 09/12/2003 18:33)
Mba dadany indray izany fanontaniana izany, Ny rapport manome fahafinaretana ara- nofo ary ny sperme betsaka vitamine sy calcium ao anatiny.
3. xxx ( 09/12/2003 19:32)
zany kou v d marina kle!!
4. fijo ( 09/12/2003 19:56)
izany hono ka.
5. eugene ( 10/12/2003 10:29)
Miova be izany sujet izany... noheveriko fa hoe resaka fitiavana no ato...
Sa ve izany marina no atao hoe fitiavana?
Ry fitiavana ...
6. fijo ( 10/12/2003 16:51)
io ilay fitiavana pratika ka,izy daholo io e.miaraka amin'ny regime.ih,ih,ih.
7. rinakely1 ( 10/12/2003 14:29)
tena mivantambantana b zany questionao zany ry xxxx fa tsy maninn fa valina foana e: tsy misy mahamaika @ zany fa refa tereny ny envie v enao ary hafaka hanao inn e! D lé sperme indray ,iny aloha d tsy haiko satria mbola tsy nirona t@ zany ny tenako fa ataoko angambany fa tsy mitondra vitamine sy calcium zany kosa reny e! sa asa? reo lelà reo ihany angambany no hafaka mamaly izan y fa zà aloha tena tsy haiko e!
hi!hi!hi!hi!
8. isrine ( 10/12/2003 17:03)
Tsy nampoiziko ndray le resaka o. Sperme ve de hisy vitamine sy calcium. Ko maninona tsy tazonina ho anareo ihany raha izany, fa hery ho anareo. Sa mety izay tokoa no mahalanaka anareo rehefa avy manao firaisana!
9. kallie ( 10/12/2003 19:57)
ah,ah,ah o!ry reto an!tena mampihomehy zany resaka zany,tena mihinana sperme ve dain;de ahoana ny gout-any tao;raha izaho aloha de mba tsy hihinana izany mihintsy e!ary momba le firaisana rehefa vonona ianao manao foana fa aza maika ianao indray no leo.
10. fijo ( 11/12/2003 16:32)
mody tsy mahay indray rinakely an,misy vitamine sy calcium tokoa io ka,raha tsy izany ve ahavita olona?sady tsara,asio voasary makirana kely.ih,ih,ih.
11. rinakely1 ( 12/12/2003 11:06)
fa maninn moa izao no teneninao we mody tsy mahay ry fijo? Tena marina anie zany koziko izany e! lé sperme aloha mbola tsy nitelina izany aho e, asa any aorina angambany hi!hi!hi
12. isrine ( 12/12/2003 18:40)
Tsara ny manandrana e, @ izay tsy ny olona no hilaza aminao ny zavatra rehetra. Nareo angaha tsy mba curieuse!
13. rinakely1 ( 15/12/2003 12:59)
i isrine zany ange raha azoko tsara tena curieuse b an!
14. fijo ( 16/12/2003 10:29)
ilaina izany ka.sady ianao koa ve dia mbola tsy.......fa mba mody menatra eo.he izany izy hoe rinakely N°1.ih,ih,ih.
15. rinakely1 ( 16/12/2003 10:01)
enao v ry fijo tsy efa lazaiko fa tsy mbola tany @ zany resaka sperme zany aho! lol!!!!!!!!!!!!!!!!!! tsy rarako raha mi-juger ahy ny vhv na ny kofa eto e tena sahissahy i rinakely fa zay e, ny ahy ny marina no tonga d lazaiko fa tsy mila mivilavila izany!
16. fijo ( 17/12/2003 11:28)
ka lazao ary ny marina,fa aza be fikafika eo.
17. rinakely1 ( 17/12/2003 11:41)
tsy mbola nanandrana an'izany aho marina e!
18. tity ( 17/12/2003 14:04)
rinakely a!dia te hilaza izany ianao hoe mbola virijiny? mba tena lazao ary ny fahamarinany satria io sakafo iray io dia tena mahavelombolo sy mahatara tarehy ka mba andramo e!
19. fijo ( 18/12/2003 20:09)
de rahoviana izany rinakely no anandrana?
20. isrine ( 18/12/2003 18:20)
rinakely: za akia tena curieuse a!
tity: tsy entina hilaza anie hoe mbola virj raha toa ka tsy mbola nanandrana anl'e izy i rinakely e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2224