sipa taloha.

1. fijo ( 10/12/2003 10:44)
ahoana ry zalahy no mba hevitr'ielahy isany,raha misisika te hiverina ny sipa taloha.ialahy no niala fa tsy izy .Nefa le plasy efa tsy banga intsony.
novalian'i fijo ny 22/01/2004 09:48
2. nirijimka ( 10/12/2003 17:30)
inona ary moa ny olana @ izany, fa rehefa tsy tratra dia milay foana io. sady ilay retour anie matetika tena mafana be mihitsy koa raha izaho manokana aloha tonga miam e...
3. rfanjav ( 10/12/2003 18:19)
Matoa ianao no niala, dia tsy azo atao hoe niverina izany ilay sipa taloha fa victime izy,

mety mbola manantena foana izy fa hoe tompon-toerana, na miaraka @ olon-kafa aza ianao, ka izay eranao ihany io !

nefa na izany aza, asa na mba efa henonao ihany ilay fomba fiteny iray hoe "ny alika no miverina @ nalohany!",

ka asakasakao ihany !
4. isrine ( 10/12/2003 18:43)
Tena marina ny andry ry Fanjav, ny alika no miverina à naloany.
Fijo: tena tia zany le sipa matoa mbola misisiska e, fa enao izay nanary azy taloha ka efa manabady no tsy tokony hiaraka aminy ntsony.Mba tokony asehon'ilay lehilahy fa na misisika aza ny vehivavy de mba mahay manaja ny efa eo ampelatanany ny lehilahy, mba tsy ho toy io tenin'i Fanjav io e!
5. rinakely1 ( 10/12/2003 14:53)
raha tena tinao lé jo tsy tokony nialana fa matoa moa niala d mazzava b fa tsy tina!
Ra t hiverina izy? tena miankina @nao satria enao no manome ny place-ko , tena tia izy zay.
Fomba fiteny daholo we ny alika no mivarina @ aloany fa refa tojo ny oln tinareo (rfanav sy isrine) d hitanareo fa normal b zany ka aza d manao vava fa sao hanenenane!
6. fijo ( 11/12/2003 09:58)
ka tena misisika be manahirana mihintsy e,dia raha omena place,sao dia mihevitra indray hoe izaho no taloha.izaho anefa tsy dia tia azy,fa le zavatra e.
7. moi ( 11/12/2003 17:49)
Hoy ny fitenenana manao hoe \"Fanambadiana tsy raikitra tsy atao maharatsy fihavanana\"
Ka tsy tsara ve raha namana fotsiny ihany ? Hafa-tsy hoe nisarahana izy fa nisy fepetra notakiana, ary efa tanteraka ilay fepetra dia azo tohizana indray ny fiarahana !
Tsy tranga iray amin\'ilay hoe sipa (taloha) mikoty bandy ve ity e !
Misy hoa tsy mahalala tsy tiana, fa manery ... Tsy quoi hono na tsy tia aza lery e. Safidy io !
8. xxx ( 11/12/2003 17:32)
Asio letia a!
9. fijo ( 11/12/2003 19:31)
ka efa voa anie izy taloha e,fa mbola misisika indray izao.aza mba sendra ny toa izao ri zalahy fa tay be an.
10. rinakely1 ( 12/12/2003 11:52)
ny an'i fijo moa zany ny olana d any @ sexe foana an! fa aza omena place izy raha ataonao izan y fotsiny fa refa tsy tinao izy d avelao any e! mijaly fotsiny le jo!
Hafa indray manko raha t hiverina @nao izy ka hanao fotsiny nareo! le jo indray no taraiky b @zany
11. isrine ( 12/12/2003 15:38)
K'efa we asehoy ny mahalehilahy anareo ara-tsaina fa tsy ara-... fotsiny e!
12. xxx ( 14/12/2003 17:39)
ny alika hono ny miverina @ nalohany
13. rinakely1 ( 15/12/2003 13:51)
mba mametraha anarana wa reny oln b vava reny e!
14. fijo ( 16/12/2003 09:38)
merci rinakely.fa tsy azon'dry tsara ilay nolazaiko.tsy hoe resaka sexe fotsiny,fa jereo tsara eo ambony.misy miteny hoe "asio litia a"dia namaly aho.
fa ilay sipa mihintsy no misisika be,te hiverina.any allemagne izy no tonga aty matetika,ary ny tel tsy lazaina intsony.nanontaniako izy hoe:" maninona ianao no miantso aty foana?"valiny "te hiresaka amin'izay olona ao aho,fa izaho no tena tianao"dia ahoana ary.isaky ny tonga aty nefa izy dia aleoko mankany aminy mba tsy ahatongavany aty an trano.
15. rinakely1 ( 16/12/2003 10:44)
raharaha hafa indray zany ny anareo koa! d asiovo ary koa!
16. rfanjav ( 16/12/2003 13:21)
fijo : Tandremo sao dia tetika amitahany anao zany, vao tsy afa-miala aminy eo intsony ianao !
17. isrine ( 17/12/2003 20:23)
Fijo: de inona lou no tohiny e?
18. fijo ( 17/12/2003 10:29)
ny cousinko efa voan'io voalazan'i rfanjav io.vao niverina dia tao.bikina.
ny tohiny dia samy mihainohaino aloha.mody any allemagne izy ny alahady.
19. rinakely1 ( 17/12/2003 15:48)
d mandra-podiny ,inn no ataonareo?
20. fijo ( 17/12/2003 19:29)
vinavinao e.avec fiarovana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.344