sipa taloha.
21. rfanjav
(
18/12/2003 18:34)
ny aina mizara roa ry rinakely a,
aza anontaniana fa sao dia détailler-n'i Fijo eto daholo vao lava be ny resaka , hi hi hi
fijo : fa hono ho'aho aloha e, dia andro inona no mba ho an'ilay tompon-toerana amin'izao raha izany, ny taloha tsinona ny alahady vao mody any allemagne kou!

22. fijo
(
19/12/2003 20:06)
week end ihany izy no mandalo eto ka.roa andro raha be indrindra.fa tay be ianareo vehivavy ka.loza.
24. fijo
(
23/12/2003 11:03)
ny an'ialahy koa toa io foana no lazaina amin'olona.i mozart dia efa nilazana an'io tery ambony.mba ovao ny zavatra lazaina,fa tsy mety e.
25. rfanjav
(
23/12/2003 14:51)
miaiky ihany kay ianao fa mazana ny vehivavy !!!
rehefa mba misy vehivavy mahasahy anareo dia vaky vava mihitsy ! hi hi hi
rehefa mba misy vehivavy mahasahy anareo dia vaky vava mihitsy ! hi hi hi
27. xxx
(
29/12/2003 18:00)
Izay indray ilay complexe-ni rfanjav. Maty lolo @ bandy dia miseo be resaka eo . Ny olàna anie tsy maintsy misy fa @ farany misongadiana ihany ny bandy e!
28. fijo
(
29/12/2003 19:22)
izay ny anao ry rfanjav.toa marina io voalaza io,ka aleoko tsy manampy.