toaka sy hamamoana.

1. fijo ( 10/12/2003 11:19)
aty france dia misotro toaka isan-andro ny ankamaroan'ny olona,saingy tsy manao mamo.consom 2 dia vita.any amin-tsika,tsy dia mamely isan'andro ny olona,fa rehefa mamely dia 1L bandy telo.dia vita daholo.ka maninona re raha misotro isan'andro,fa atao kely,toa izay isan kerinandro dia any an-tatatra.asa anefa.
novalian'i fijo ny 29/01/2004 20:47
2. ikaretsaka ( 10/12/2003 14:32)
K any antsika mbola quabritE fa tsy qualitE no mikoty ko!
3. fijo ( 10/12/2003 16:47)
tena tay be ry zalahy an.1L wa bandy telo,ary tena vitan dry zalahy an.ny roa noraisina teo.
4. nirijimka ( 10/12/2003 17:33)
marina aloha hoe tena maha dizina be raha 1L ho an'ny bandy telo nefa, raha any mahajanga ialahy isany no misotro 1L ho an'ny olona 2 tsy mety mamo nama a!
5. rfanjav ( 10/12/2003 17:56)
hi hi hi,
resaka inona indray izany ato izany !
resa-toaka hono !

Samy manana ny reviny io ry zareo a!

Sady ny aty rehefa mba misy occasion iarahana no misotro fa tsy mahavita isan'andro izany e, raha tsy hoe ireny efa mamolava ireny angaha !

Mahaiza hono misotro fa aza manao hadalana e!

6. sipakelymirevy ( 10/12/2003 12:02)
ihihiih mety doll io
7. rinakely1 ( 10/12/2003 14:50)
mirevy zé tiny ny oln ry fijo ka raha mamo izyazy ny azy an! hi!hi!hi!
8. fijo ( 11/12/2003 09:54)
ka ny misotro isan'andro anie ry rfanjav tsy midika hoe mamo isan'andro koa e.ny ahy ilay mahalany be no mahagaga ahy.
9. nirijimka ( 11/12/2003 18:25)
ny ahy aloha na mamo isan'andro na tsy indraindray dia, rehafa tsy matoryy an-tatatra, sy mamono vady dia milamina
10. fijo ( 11/12/2003 19:29)
hevitra koa izay.
11. rinakely1 ( 12/12/2003 11:49)
nirijimka tena marina mitsy zany lazainao izany!
12. tequila ( 12/12/2003 13:35)
ka nen'ny sasany koa ange vao misokatra ny tavoahangy dia lany no anarany e , zah koa aza mba gaga amizay
13. isrine ( 12/12/2003 15:35)
Ka ny an'ny gasy anie, tsy lany ny toka raha tsy miaraka @ namana e, ary tsy manana fotoana hisotroana isan'andro zany fa rehefa mba mihaona isan-kerinandro vao miresaka @ toka.
Ka ny any aminareo anie Fijo, ny toka misy ao antrano, de sotroana isan'andro tsikely2, fa raha any Dago anie no misy toka antrano zany de jifa in-1 andro koa na 1 L aza e. Fa misy anie ny lehilahy any Dago ka efa zatra ny consom 1-2 isan'andro, ary mahela velona le izy rehefa consom isan'andro.
Tsy misy tsara tahaka ny zavatra atao isan'andro anie e, toy ny sakafo reehtra e!
14. xxx ( 13/12/2003 17:43)
marina mihitsy ny an'i isrine io..ninoninona io an... na firaisana na fisotroantaoka na fampirafesana ....
15. fijo ( 16/12/2003 09:32)
izay no tsy haiko.fa tokony mba miova kosa ry akama isany fa tsy manao ilay goka be,fa tena grave ka.
16. rinakely1 ( 16/12/2003 10:42)
za zao ry fijo tena mpisotro b ka ahoana?
17. rfanjav ( 16/12/2003 13:10)
grave be @ ahoana ary,

mbola mahazaka matoa manao e !
18. fijo ( 17/12/2003 10:27)
avy ary aty tapenako rinakely e.ih,ih,ih.mino aho fa ianao io,vao maheno ny fofony dia mamo.
mahazaka inona e,avy eo any an -tatatra.
19. rinakely1 ( 17/12/2003 15:47)
fofona toaka v? tsy ataoko mahafanina ahy zany ry fijo an!
raha hafa angambany d tena taraiky b aho, hainao ihany e!!!!
20. fijo ( 17/12/2003 19:27)
tsy haiko ka,mila fanazavana e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6929