toaka sy hamamoana.

21. rfanjav ( 18/12/2003 18:30)
hi hi hi toaka no resaka ato ry rinakely sy fijo, fa aza avadikareo indray ny resaka a!

fijo : matoa izy mbola misotro mbola mahatsiaro ho matanjaka e sy mahazaka e!

na dia any an-tatatra aza androany, misinda indray iny ny ampitso dia mamerina koa e!

efa nahita ve ianao mpisotro toaka gaigilahy mahatsiaro tena hoe tsy mahazaka an'io fa tokony hijanona ?!
22. fijo ( 19/12/2003 20:03)
ka izay indrindra no ilazako hoe,mba moramora fa gravy be.
23. isrine ( 19/12/2003 20:52)
Za efa mamo tampina in-1 andro, tena nataoko fanahiniana io an. Fa hoy aho hoe: mahazaka ihany ireo mamo lava sy tsy matsiaro tena ka any antatatra no matory satria na ny tena izay misotro anie ka efa mahalala fa tsy mahatelina tsony e. Nefa ny ahy t@ izay mbola afaka ny namindra tsara za.
24. fijo ( 19/12/2003 11:26)
izay mantsy no maha gaga ahy.
25. isrine ( 19/12/2003 12:18)
de efa famonoana eritreritra angamba!
26. fijo ( 23/12/2003 11:02)
an,an,mifaly ry zalahy amin'io ka.
27. xxx ( 26/12/2003 11:35)
iza ary ny kofa na sipa misotro nefa tsy te-ho mamo e? Tsy aleo mitohoka paompy !
28. fijo ( 26/12/2003 18:30)
fa angaha rehefa misotro dia tsy maintsy ho mamo le?ny misotro hafa ny mamo hafa.
29. ikaretsaka ( 28/12/2003 14:27)
zay indrindra manko ry fijo! consom 1 isanandro dia mba ilay toaka milay fa tsy rhum sambo 1 litatra taperina eo no ho eo
30. ikaretsaka ( 28/12/2003 14:28)
zay indrindra manko ry fijo! consom 1 isanandro dia mba ilay toaka milay fa tsy rhum sambo 1 litatra taperina eo no ho eo
31. xxx ( 29/12/2003 18:15)
Dia inona no dikan'ilay consomm?
mba azavao fa tsy azoko mihintsy azafady.
32. fijo ( 29/12/2003 19:21)
mandehana mihintsy aloha i XXXmitsabo tena,fa misy olana ne ao anaty loha ao.
>marina izany ry karetsaka.ny misotro kely isan'andro,tsy midika mihintsy hoe mamolava.
33. ikaretsaka ( 06/01/2004 19:38)
ka mba tondratondrahana ny organisme fa tsy tonga dia lemana
34. ragaby ( 07/01/2004 20:10)
Aleo Rangahy ny gasy mba hisotro fa manjary very le mba toeraĆ¹m-bininahitra hoe 2 eme pays buveur d'alcool au monde. vitsvivitsy ihany anie no mba ahitana an'i Madagasikara mba eny am loha lisitra toa an'ity e! Dia aelo mba 1 L ho an'izy telo mitsam fa tsss. Mbola tokony hampitomoboana Haingana sy maharitra mintsy azany io koo
35. ikaretsaka ( 07/01/2004 14:14)
ka tsy mampiova ny record-tsika ange izany e
writrereto fotsiny fa raha consom 1 isanandro ange mety hitovy @ ilay 1L isaky ny 2 semaines ihany ny quantite lany e..
Fa mba tsy betsak any matory an-tatatra nefa tsy hoe tsisy mpividy kao ny Toaka
36. ikaretsaka ( 07/01/2004 14:14)
ka tsy mampiova ny record-tsika ange izany e
writrereto fotsiny fa raha consom 1 isanandro ange mety hitovy @ ilay 1L isaky ny 2 semaines ihany ny quantite lany e..
Fa mba tsy betsak any matory an-tatatra nefa tsy hoe tsisy mpividy kao ny Toaka
37. colpain ( 07/01/2004 16:19)
fa maninona kosa ary i xxx no asainareo mitsabo tena ? ny ahy izao tsy misotro consomm 1 isan'andro izany aho ; fa rehefa fa misy occasion (fivoriam-pianakms, ...) dia mba mimamo kely , tsy 1L kosa aloha ny olona 3 e! ; 1/2 ny wils kely ireny de tena lafadafatra , milay be . de mba afaka 1 volana indray farafa-haingany . Fa izany misotro consomm isan'andro izany tsy voako .
38. fijo ( 08/01/2004 10:00)
rehefa tsy migoka aloha dia tsy maninona e.fa aleo ilay consom kely isan'andro.manala vizana
39. ikaretsaka ( 10/01/2004 17:22)
Marina mihitsy izany.. Ny rosianina. sy ny vodka ny Amerikanina (texans indrindra indrindra) sy ny saloon sy ny one shot na wisky, samy mi consom kely aby ireny izao nefa tsy hoe mamo
40. colpain ( 12/01/2004 19:41)
za oa tsy ti consomm zany !!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1851