toaka sy hamamoana.
41. fijo
(
13/01/2004 10:59)
ka izao ary e,fatraro ny daozin'ialahy iray taona,dia avy dia asio,dia amin'ny manaraka indray.
42. colpain
(
13/01/2004 09:33)
ko maninona ko raha ny sakafon'ela atao ohatra ny fisotrona consomm . Mihinana 3 sotro maraina de ampy mandritra ny 1 andro .
43. ikaretsaka
(
13/01/2004 17:55)
ny an'-dra colpain vary 1 gony pehana indray andro dia tsy mihinana raha tsy @ volana manaraka!
44. fijo
(
14/01/2004 10:23)
ny ahy anie ny sakafo ny atoandro aho no tena mihinana e.fa ny hariva dia io voalazan'ialahy io.dia henoy io lazain'i karetsaka io.
45. colpain
(
14/01/2004 18:11)
nareo mitsam (ikaretsaka sy fijo) ko ngamba miara-mirevy isa-kavira e? mazoto ry zala a! aleo ny ahy reveko @ norme fona .
48. colpain
(
19/01/2004 10:53)
za anga niteny an'ela isany hoe ind1 migoka e! ny ah oa rehefa misotra de mba mimamo kely , tsy midika zany hoe mandry an-tatatra ; fa za oa tsy mirevy an'zany consomm l'isany zany. Occasionnel zany e!
50. pitchou
(
21/01/2004 20:14)
kay! misotro toaka isan'andro? de isaky ny manoroka an'iny izany de otran'ny mitohoka tavoahangy toaka? marina izany raha lasa! raha mamomamo indray mandeha isan-taona mety ihafiako ihany satria indray andro aho izany no mihafy tsy manoroka na orohana!
52. pitchou
(
23/01/2004 13:27)
iza indray no nilaza t@ Fijo fa tsy heno? tena heno tokoa moa izany! ary ho anay tsy misotro, tena fofona tsy zaka mihitsy ilay izy! ny kaly angaha manala fofona fa tsy hoe manatara ny fahamamoana?
54. pitchou
(
27/01/2004 18:37)
resaka izany Fijo! raha ery @ 10m miala aminy ianao d tsy heno fa raha manoroka ... resaka izany! fanamboarana saina fotsiny!
59. pitchou
(
28/01/2004 17:35)
ianareo misotro no mieritreritra an'izany! fa asaivo tsorin'ny sipanareo na ny vadinareo hoe tena tsy naheno tokoa v izy!
60. pitchou
(
28/01/2004 17:37)
fa raha tsy te-ho mamo kosa d mahafantatra fika tena mahomby aho! tsotra kely ! na somary efa lasalasa d savaina ...
