urgent!!!

1. xxx ( 11/12/2003 12:23)
tsy haiko alo zay nanasiana azy ty! fa aleo angaba ato!

Naika anontaniko d zao:inn kay tokony ataoko ra zao:za zany tsy diso fa nanaiky ho diso! d za no nangataka famelana saingy injisy fa tsy norarahina akory ary tsy nomena ny sirany akory ilay fifonana! tsy hitako tsony zay atao! very hevitra tanteraka za!! tsy haiko zay atao! ba valio re za!inn tokony ataoko! tsy resaka sipa ilay izy fa resaka fianakams!
ba valio re za azafady e!!
novalian'i fijo ny 15/01/2004 11:33
2. tequila ( 11/12/2003 14:17)
tsy mazava loatra aloh lay tena anontanianao e . Laisse le temps faire les choses peut être
3. xxx ( 11/12/2003 15:20)
zao azé:

inn tokony atao ra mangataka famelana @ ol nefa tsy omen'ny ol sirany akory??
4. xxx ( 11/12/2003 16:05)
lache l'affaire!ils reviendront.
5. fijo ( 11/12/2003 19:41)
maka hevitra hentitra.rehefa tsy nataonao,dia aza manaiky.ny olona malemy tsy hajain'ny sasany.raha ianao no nanao fahadisoana,dia mifona,fa raha tsy ianao dia tazomy ny fahamarinanao,dia ho hitanao fa hilefaka ny olona.ilay ianao malemy no mahatonga azy ireo hanararaotra.+
6. xxx ( 12/12/2003 20:01)
ka ny olana ry fijo d zao, efa nangataka azafady t@ny za fa tsy nomeny sirany!d zao tsy haiko tsony zay ataoko!
7. salita ( 12/12/2003 16:48)
Tsy dia mazava loatra koa anie ilay resaka ka sarotra ihany ny hanome hevitra nampiana anao e, lahy sa vavy aloha dia inona marina no zavatra nitranga fa arakarak'izay ihany koa angamba no azo hanampiana anao e!
8. rlcj ( 12/12/2003 09:04)
handefero fa ny mandefitra dia heveriko fa tsy midika fahalemena na faharesana ka handefero dia avelao aloha hipetraka ilay resaka fa ho tonga saina foana izy @ izay nataony rehefa kelikely ao
9. xxx ( 12/12/2003 09:07)
ka sarotra b ny hanazava anzany fa angaba résuméko @ oe!ny zavatra tsy nataonao no enao maka ny fahadisoana retra satry zandry sns!
10. rinakely1 ( 12/12/2003 10:41)
matoa tsy nomen'ny oln sirany ny fifonanao d angambany tsy d convainquant lé izy ka vo maika ny oln lasa mieritreritra we tena ity mitsy no nanao zany hadisona izany. Fa miresaha mazava tsara fotsiny nareo d milamina io.
Zay fa mahereza!
11. xxx ( 12/12/2003 13:00)
kou zay aza v rinakely1 fanelanelana atsimo sy avaratra d ahonn kou zany!
12. rinakely1 ( 12/12/2003 17:00)
enao ngah tsy mahay mi "enterrer ny hache de guere?" ataovy zé hifaneraseranareo raha toa ka tinao mba hilamina ny cas misy anareo e!
13. isrine ( 12/12/2003 18:31)
Tongava aty amiko reehfa tsy hitanao ze atao, de hilalao jeu consol tsika!
14. xxx ( 13/12/2003 10:42)
lol b ry isrine!
15. xxx ( 14/12/2003 19:11)
haha.. mapme!!!
16. isrine ( 14/12/2003 17:27)
Ka tsy hita ary ze atao kou, nefa ny zavatra urgent, tena mapme zao o! lol i X e!
17. rinakely1 ( 15/12/2003 12:53)
lolllllllllllllll
18. fijo ( 16/12/2003 10:14)
manaova koa mafy loha,dia ho hitanao,fa hilamina izy e.
19. rinakely1 ( 16/12/2003 09:55)
fa raha malemy loha zany d hilamina ny situation-ny ry fijo ?
20. fijo ( 17/12/2003 11:21)
tsy manaraka indray rinakely.manaova mafy loha ho aho.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5952