urgent!!!
24. isrine
(
18/12/2003 18:06)
tokony efa ho tapitra zany ny resaka satria ny zavatra urgent!!!
sa urgent ahona le resaka fianakams ry x?
sa urgent ahona le resaka fianakams ry x?
27. doudoudoudou
(
20/12/2003 17:49)
Ny an'azy kosa tsy azavaina tsara lé resaka fa vague be fotsiny.
Izay zany le we mandefitra manana ny rariny.
raha anà dia ajanoko any,
asio + kely e! (mandefasa é-mail any amin'i Jesus.
Izay zany le we mandefitra manana ny rariny.
raha anà dia ajanoko any,
asio + kely e! (mandefasa é-mail any amin'i Jesus.
28. isrine
(
20/12/2003 12:08)
Nareo angah manana ny adersse n'i Jesus? Ny ahy ny an'i Pere noel no ananako. Fa raha misy zavatra ilako an'i Jesus de tonga za de mankatsy Palestine!
