ahona ny halalana hoe tia anao lery
1. xxx
(
06/01/2004 09:31)
fantatro fa tsy misy valiny hoe tena izy,fa mba te-hafantatra ny hevitrareo e
novalian'i fijo ny 05/02/2004 18:55
3. rinakely1
(
06/01/2004 13:20)
mystery zany ry namana!
raha mitomany izy sa tsy izany ry lélà isany?
raha mitomany izy sa tsy izany ry lélà isany?
8. fijo
(
07/01/2004 18:40)
o ra karetsaka a,ra chivaka kely 2 consom kosa anie,avant acte,aleo ialahy haminavina ny tohiny e.tsy asiako resaka ny faharetany eo.
11. ikaretsaka
(
08/01/2004 09:32)
mba teto an-tany ihny ve dia tsy nisotro toaka... tsss ohatran'ny tsy nandalo
12. colpain
(
08/01/2004 20:36)
Omeo azy indray mandeha ny henanao , de hipitsio avy eo . Raha mbola mitady anao izy de tena tia.
13. xxx
(
08/01/2004 09:34)
zany v tsy ho tamana lery ra miverina! fa nga midika zany hoe tiany!fa mety reveny fotsiny lé zavatra fa tsy enao mitsy!
sa tsy zany?
sa tsy zany?
14. ikaretsaka
(
08/01/2004 13:20)
ka efa misy zavatra any aminao reveny aloha izay... that's a start
15. xxx
(
08/01/2004 15:06)
ka zay zany v!zay mahadreraka anareo kofa zay!zay ihany ny ilainareo fa ny ambony tsy misy!
17. kally
(
08/01/2004 16:58)
Asaivo manao ny impossible izy e!raha mahavita izy dia tia izany,sa kalongany e!
19. ikaretsaka
(
08/01/2004 19:34)
raha garanti fa tsara ny ny takalony dia mba riskevana ihany ilay impossible sao ....
