ahona ny halalana hoe tia anao lery

41. ikaretsaka ( 13/01/2004 15:31)
hainareo moa ilay fitenin'ny americani hoe " A man have to give love to get the "you-know what" and a Woman have to give the "you-know what" to get love!... fiainana daholo izany!
42. xxx ( 13/01/2004 19:15)
marina io teneninao io saingy ny olana, matetika nareo lehilahy tsy manome an'ilay "love"de zany matonga an-dravehivavy tsy manome an'ilay"you know what"
43. colpain ( 13/01/2004 09:01)
araka ny hevitr'areo ne no antony nilazako le hena e! hoy nareo hoe :io fotsiny no hitiavan'ny bandy sipa iray . Raha tsy tiny le joba , de zarany azy mipitsika ho azy , fa raha tena tiny kosa , de tadiaviny hatraiza2 fa tsy ny henany fotsiny no hitiavany azy . Misy dikany be anie le teniko hoe hipitsio e!. Nefa misy risk io hevitro io ;
Fa ny tena marina ,raha tsy mifanerasera ela (1an,2ans ...) tsy fantatra ny tena marina . @ ankapobeny io resako io an !
44. kally ( 13/01/2004 18:51)
aza halalinina be ny fiainana fa dia iaino fotsiny aloha ny androany,raha nahatsiaro sambatra androany dia tohizo,raha nahasosotra dia adabohy any,aza mametra-panontaniana hoe tia sa tsy tia fa rehefa tianao ka sambatra ianao dia izay e!
45. fijo ( 14/01/2004 20:42)
minoa wa fotsiny hiany.fa izaho anie ity e.
46. kally ( 14/01/2004 10:01)
Izay mantsy ho'a,Fijo jerena dia manga ny lanitra!
47. fijo ( 15/01/2004 20:46)
marina io ry kally an.raha eny an tsaha,ka izaho mibanjina ny tany,izy mijery ambony,dia lanitra manga no hitany.
izaho somary miala,izy miantso hoe avy.
48. donemaskit ( 15/01/2004 20:48)
aƓna asiana gitara kely?!
49. fijo ( 15/01/2004 19:49)
araho ary radone a.fa ikaretsaka efa io amin'ny basy io.
50. ikaretsaka ( 21/01/2004 19:33)
tifiriko eo jiaby fa
51. fijo ( 21/01/2004 19:43)
dia vita ny specta izany,raha vao mitifitra ialahy.ih,ih,ih.
52. ikaretsaka ( 25/01/2004 14:21)
ka za manana basy ko
53. pitchou ( 25/01/2004 20:24)
basy rano?
54. pitchoune ( 26/01/2004 11:39)
Mino ve ianao ry colpain fa vevavy normal zany oe manaikinaiky taingitaingenana fotsiny ho fanandramana izany? D na enao ary ve d ho tia izany karazan olona izany na dia hoe nirinao aza izy?
55. fijo ( 26/01/2004 19:55)
possible
56. colpain ( 28/01/2004 13:08)
pichoune > mino fotsiny ihany
57. pitchou ( 28/01/2004 16:34)
aiza indray izany vhv manaiky "taingitaingenana ho fanandramana" izany! sao de kosa mitady ho "taingitaingenana manao fanandramana"? sa nareo efa nahita lehilahy niteny hoe ndao enao taingenako hataoko fanandramana d nanaiky tokoa ilay vhv? zany we tsy manana ny safidiny izy? mba te-hanandrana koa izy angamaba ny marina! na ny makorely aza safidiny ny ...
58. fijo ( 28/01/2004 19:49)
izay mantsy hoa.tsy misy hanaiky izany raha izany no lazaina azy.
59. colpain ( 29/01/2004 09:31)
picthou > tsy azonao mihintsy ny tiko lazaina.
izao ary e: sarotra be no halalana hoe ti anao lery , satri ny oul samy manana ny caractere-ny , na lahy io na vavy ,noho izany ; impossible kou ny valiny mifandraika @ zany.
Azonao @ zay?
60. fijo ( 29/01/2004 19:48)
za kosa aloha manaiky raha misy te hanandrana e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0586