ahona ny halalana hoe tia anao lery
22. tia_ery
(
09/01/2004 17:40)
Zà lehilahy zany no mianatra mamaly de anjaranao ny mamantatra na miteny ny marina izahako na tsia.
Misy fomba foana hamantarana an'izany hoe marina ve no nolazaina sa tsia.
Fa mazàna, tsy eo amin'ny lehilahy ihany io no mitranga fa na de ny vehivavy ihany koa aza, de samy miezaka ny hanisy sira kely foana ary misy mihintsy aza ny mitady hampatory mitsangana.
Fa ireto mety mahomby raha hanandrana :
Mametraka fanontaniana, eo amin'ny 5 eo ianao, ary fanontaniana tena hitanao ny valiny fa marina de eo no ahafantaranao hoe manao ahoana ny fomba famaliny fanontaniana.
Mety io raha toa ka loko, bika, na zavtra mitovitovy amin'ireo.
Ohatra : Ny lokon'ny akanjony, izay tena mi-domine raha misy loko maromaro fa raha loko tokana fotsiny ilay akanjony de apetraho amin'ny fomba hafa ilay fanontaniana fa ny tena valiny marina de izay hitanao miharihary ihany.
Amin'ny manaraka ny principe hafa ...!!!
Sôtra eh !

23. xxx
(
09/01/2004 20:42)
salut doly!tsy de azoko tsara ilay fanazanao ry tia ery,omeo exemple concret e...
24. xxx
(
09/01/2004 20:46)
le omena ny henanao mba halalana na tia anao izy na tsy tia anao to hevitra mitaingina kosa e...avy eo tsy hiahaka eo fotsiny raha hipitsihany??hevitra hafa aroso ry zareo ah
25. colpain
(
09/01/2004 09:21)
fa ahona in-1 ary no lazainareo fa hevitra mitaingina ? tsy ny hevitra ane no mitaingina fa enao no tangenana e!
26. rinakely1
(
09/01/2004 11:12)
enao zany mahay mitaingana b ry colpain?
ny henako kosany aloha tsy hozarazariko @ zé mangataka rehetra fa ny ahy tsy sany @ firaisana mitsy no hitiavako lélà fa @ fahaizany mitia ahy!(sentiment..)
ny henako kosany aloha tsy hozarazariko @ zé mangataka rehetra fa ny ahy tsy sany @ firaisana mitsy no hitiavako lélà fa @ fahaizany mitia ahy!(sentiment..)
30. kally
(
10/01/2004 11:52)
Ny an'Ikaretsaka ve misy takalony indray ko!
Mandrakizay ny takalony e!impossible izany ho anareo lehilahy.
Mandrakizay ny takalony e!impossible izany ho anareo lehilahy.
33. kally
(
10/01/2004 17:29)
Ianao ihany no milaza hoe raha garanti fa tsara ny takalony ery ambony ery!
34. ikaretsaka
(
10/01/2004 18:19)
ka tena mandeha ilay "impossible" ihany ilay takalo "mandrakizay" ko
35. kally
(
11/01/2004 12:31)
Angaha moa dia tena misy garanti fa entina aloha ,eo ny tranonao raha hiandry garanti ianao!
39. fijo
(
13/01/2004 09:37)
aza manao resaka hena kosa moa ianareo e.rehefa miteny fotsiny izahay hoe tia ,dia ampy izay.satria tia tokoa izany.io ilay hoe minoa fotsiny hiany.
40. ikaretsaka
(
13/01/2004 15:30)
hainareo moa ilay fitenin'ny americani hoe " A man have to give love to get the "you-know what" and a Woman have to give the "you-know what" to get love!... fiainana daholo izany!