ahona ny halalana hoe tia anao lery

61. xxx ( 31/01/2004 10:03)
i Fijo tonga @ lay fitenena hoe,tsy mieritreritra ambanin'ny fehikibony,
mampalahelo hoe io no mitonsdra fisainanao refa resaka fitiavana
62. pitchou ( 31/01/2004 17:13)
colpain> ianao no tena tsy mahazo ko! na fantany na tsy fantany hoe tia azy lery na tsia, tsy izany mihitsy no hanainaikeny eo! matoa izy manaiky d misy antony foana!!! sa tokony handany andro hanao kajy b aloha?
63. fijo ( 02/02/2004 19:52)
ka raha X toa io miteny io ve,tsy aleo ambany fehikibo no miresaka e.
64. xxx ( 04/02/2004 20:21)
Tena saingy tsy hiteny ihany aho saingy tsy mety e!Zao angamba amiko misy hevitra vitsy(2) ahalalanao azy e!Mametraha question @ tenanao hoe:impiry izy no nandainga tamiko,impiry izy no tsy tonga raha nisy fotoana atao,adiny firy @ oram-piainany no mba laniany miaraka amiko,"fiere" ve izy fa izaho no sipany?Inona ary impiry izy no mba manaporofo amiko fa tiany aho?Ahoana no fihetsiny rehefa maneho aminy tambitamby aho, Valio tsara ireo de tsoahy ny valiny,raha mbola misy tsy nataonao moa de ezaho atao hijerena azy!Fa rehefa hitanao fa mihoatra ny salan'isa "moyen "ny valiny de tiany ihany zay enao.
Bonne chance aky a!
65. xxx ( 04/02/2004 14:49)
misaotra anao,izay mba valiny le fanontanina mazava tsara,aleo fa handramako
66. fijo ( 04/02/2004 19:48)
x mamaly x.X be izany an.
67. pitchoune ( 05/02/2004 11:34)
Marina izany lazainao izany ry xxx, fa ny fanampiny kely fotsiny d oe aza d mieritreritra b loatra koa fa manjary sao d marary, ny tsirairay samy manana ny fomba fanehoany ny fitiavany, d hiaino fotsiny zay omeny fa matoa izy miaraka d tsy gaigy akory, fa mitandrema tena miaraka amin izay, d milamina ny fiainanao satria refa hajainao ny tenanao d hajain ny oul koa.
68. fijo ( 05/02/2004 18:55)
olona hendry izany mamaly izany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.008