"tsy ampy tsy lany......
1. lema
(
01/01/2004 16:50)
tena mba tsy azoko ry zalahy fa misy bandy efa manambady na manana sipa dé mbola manenjika makorely ihany.sa zay ve lé hoe "tsy ampy tsy lany ohatran'ny vady ao an-trano"
novalian'i ikaretsaka ny 15/02/2004 18:27
2. jimta
(
01/01/2004 19:29)
tsy resaka tsy ampy tsy lany zany fa ny revy atao @ makorely tsy mba fatao @ vady na sipa tina izany e!
3. donemaskit
(
02/01/2004 20:01)
Aza manao ohatr'azy fotsiny e. Tsy hitako zay hanambadiana raha hanao sipa avy eo, ary tsy hitako koa izay hanaovana sipa nefa haka koaitra!
5. isrine
(
02/01/2004 18:10)
DE mahaiza miresaka ary nareo lehilahy fa ianareo no ipetrahan'ny resakareo!
7. ratsiky
(
03/01/2004 12:25)
Salut!!
Matoa i Rangahy mbola mila an'izany dia ny dikany raha avy aminay efa mba manana expérience dia hoe ny vadin-dRangahy no tsy mahay mampirevy na koa i Rangahy no mbola tsy nahita revy ka kely dia nanambady; ankoatra an'izay dia tsy hitako fa "raha vazo mitovy ihany ve dia hita renirano?" Zavatra mitovy ihany io ry akama sa kosa misy mivilana ny an'ny sasany?

10. ikaretsaka
(
07/01/2004 16:13)
Hi hi mahamppatsiaro ahy an'ilay Ramato ananontanian'ny vadiny izay hoe maninona no mbola mandeha mangazay mijery akanjo ihany nefa efa nividianako milina!
11. colpain
(
07/01/2004 16:40)
tsy hoe ny fisainana no tsy ampy; fa ny an'ialahy maskit foana hanina mandrindra ny androm-piainan'ialahy.
12. colpain
(
07/01/2004 16:44)
rinakely : raha mbola eo ilay vice tsy maninona , fa ilay manque no tena gravy.