impiry isa-kerinadro
1. xxx
(
31/12/2003 20:39)
Impiry isa-kerinandro ry zalahy ny mpivady no tokony hifanaingina ?
novalian'i fijo ny 13/04/2004 23:18
3. mijo
(
31/12/2003 11:49)
Tsy misy impiry izany io fa rehefa taitra i Balita dia any izany .Fa aza hadino kosa anefa ny manohana aina fa mila soloina ny hery lany.
Tsy ny mpivady ihany ny voakasik'io fa na ny mpisipa koa aza ( tandremo fotsiny sao dia bik...)
Tsy ny mpivady ihany ny voakasik'io fa na ny mpisipa koa aza ( tandremo fotsiny sao dia bik...)
20. ralanz
(
10/01/2004 09:12)
ny tokony de isaky ny taitra ne ndrangahy saingy i balita kely taitra isan andro nefa i bozy be atahorako tsy haharaka de inona no hatao amin izany
