impiry isa-kerinadro
42. mamikely
(
07/04/2004 10:19)
raha tsy vonona ny olon-tianao dia hajao ny fangatahany hijanona kely.
Hajao koa anefa ny tenanao, tandremo fa raha hijerijery any an-kafa ianao dia efa OTA izay. Tsy tenenina ny mauvaise surprise mety ho hitanao @ izany.
