impiry isa-kerinadro
21. ikaretsaka
(
10/01/2004 15:06)
dia io tsy faraharan i bozy be io ihany anie nihatiavan'i balta any an-kafa e... avy eo i bozy be mitabataba.... teo balita nangataka tsy nahazo ko eo vao .....
23. ikaretsaka
(
10/01/2004 15:23)
dia iandry an'i bozy foana ve?? lasa mitady an'i ketaka eo balita fa ataovy!
27. fijo
(
13/01/2004 10:45)
marina izany rakaretsaka,rehefa vizaky ny mirimorimo i balita dia mila bozy kely foana ka
40. rnej
(
24/02/2004 10:47)
ka tsy i Lita anie no tsy mety voky satri izy no mamoky e de i Ketaka no nona de omena akondro be fa refa kely ny an la ka ny joban la ngozabe de lasa izy mahaiza ihany maka an le mifanentana ireny sa ahoana?
