sodomie

1. ralanz ( 01/01/2004 09:20)
mba te hahalala ny hevitry ny vehivavy gasy momba io aho
novalian'i bozimanga ny 16/09/2005 13:48
2. isrine ( 02/01/2004 18:12)
salut!
inona no idiran'izany aty @ momba ny takelaka.
Fa maninona no hevitry ny vehivavy gasy no tinao ho fantatra.
Ny sahala amiko de tsy manana ambara!
3. ralanz ( 03/01/2004 13:48)
tsotra ,manana namana vehivavy europeana be de be aho .amindry zareo de toa pratique normale le izy tsy mahamenatra .gaga be aho tamin ny voalohany niresaka tamindry zareo satria tsy mbola naheno sipa niresakaio aho taty mada de mba curieux aho te hahalala ny hevitry ny vehivavy satria raha kofiba no anontaniana mety
4. kally ( 03/01/2004 11:53)
Mampaninona anao ary izay hevitray aty?Ny hevitry ny olona miaraka aminao anontaniana e!
5. levondraky ( 03/01/2004 15:18)
Kofiba iza no mety atao sodomie?
Sao de pelaka no mety an'izany fa tsy oul normal?
6. isrine ( 05/01/2004 18:33)
ianareo lehilahy angaha moa fantatra tsony na pelaka na inona, fa rehefa mila nareo de manao.
7. fijo ( 07/01/2004 10:48)
misy sipa gasy tia an'io ka.
8. ikaretsaka ( 07/01/2004 18:50)
marina mihitsy izany fa menatra ny sasany hiteny!
9. fijo ( 08/01/2004 18:31)
samy fanao hiany koa anie,ka tsy misy tsiny e.
10. donemaskit ( 09/01/2004 20:22)
Tantarao aza ny an'ialahy isany zay efa nanandrana e!... eo raFijo o!
11. ikaretsaka ( 09/01/2004 16:17)
aleo ny vehivavy no hitatara e
12. tia_ery ( 09/01/2004 17:43)
Mbola tsy lefy laza ange ilay tantaran'ny Sodome sy Gomore eh!!!

De anjaran'ny rehetra no misaintsaina fa ny an'drizareo any andafin'ny riaka any mantsy izay ataon'ny mpiara-monina aminy any de mety avokoa sy azo entina aty Dago.

Mba manana saina mahay manivana. Fa tsy ny any ambany foana no asaina manivana !!!

Sôtra eh !!!
13. rinakely1 ( 09/01/2004 11:15)
marary ny sodomisena fa aza mitonantonana any!
14. donemaskit ( 09/01/2004 15:18)
Za nge mbo gaga e :
> lavaka 1 natokana ho an'ny firaisana
> lavaka 1 natokana ho an'ny fikapàna!!!
15. ikaretsaka ( 09/01/2004 15:39)
ka nataon'andriamanitra nifanakaiky ny salle de jeux sy ny efitra fivoahana.... be ny manafangaro
16. donemaskit ( 10/01/2004 11:56)
nefa tsisy mikapa ao @ efitra filalaovana!
17. rinakely1 ( 10/01/2004 10:54)
zay manko!
18. donemaskit ( 10/01/2004 14:23)
à chaque trou son utilité!
19. donemaskit ( 10/01/2004 14:35)
Sady mampimé be zany gôka be double zany!!!
20. xxx ( 10/01/2004 14:50)
mazkita izany tsy nonoina koa ny balit asatria natao hinanakanina any? de tsy milelaka ny any ambany fotran'ny Jo satria i balita ireny no mankany?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.449