henika fitiavana - Anyah

1. jessicac ( 31/01/2004 18:52)
tena milay be lay album-n'i Anyah e! tena tonga dia nanenika be ny mpankafy!!!!!! raha omena mention dia zao ny résultats:
Anyah: mention très bien
Pazzapa sy Aina ary ny tariny: mention.....hono hoa misy mention ambanin'ny passable ve?........aleo ary atao hoe passable fa tsy mahita aho.
novalian'i zaira ny 19/05/2005 12:48
2. donemaskit ( 31/01/2004 09:05)
Tsy dia hitako loatra aloha ny maha "très bien" an'i Anyah e, tsy dia mankaiza akory ny feony, tsy misy zavatra tena hoe misarika, ny hirany koa eo ho eo ihany.
3. xxx ( 01/02/2004 18:38)
milay anyah ndraindray fa zah ,nef tsy tia anazy!!!na dia mahalala azy ary
4. donemaskit ( 01/02/2004 09:53)
zay nge e, tsy hoe namana na ohatr'zay dia tsy maintsy ho tiana koa ny mozikany.
5. 2689 ( 01/02/2004 10:13)
Ny ahy ny itiavako mpihira zazavavy dia tsy ny hirany loatra na ny feony fa ny endrika amam-bikany. Fa ny mahagaga ahy amin' i Anyah dia rehefa jerena @ fahitalavitra izy hoatry ny ratsy tarehy fa rehefa mifanena amiko eo Ambondrona eo toa manja ihany. Matetika anefa ny mifanohitra amin' izay no mitranga.
Za tsy tia Anyah loatra fa mahafinaritra hoe ny Gasy no voalohany amina fifaninanana any ampita.
6. donemaskit ( 01/02/2004 15:45)
dia aôna raha artista lehilahy ?
7. ravatorano ( 02/02/2004 17:57)
hira roa ihany no mba tikotiko amin'ireo hirany : ranomasina sy ilay misy vatilatera iny , matokia moa izay.
tsy mandiso an'i jessica zà amin'ny fitsarany an'i pazzapa sy i Aina c ton choix.
Ny mpihira gasy manja indray dé eo aminlay bikany marina no be tsy mahavoa raha lélà de tjrs bôgôsy ka tsy asiana resaka
8. xxx ( 19/02/2004 17:54)
ny hira rehetra rehefa haverimberina dia mahazatra dia tsara foana .Jereo anie i"gorisagorisa" e! sady feon-kira efa mahazatra ny sofina fa tsara iny koa ve ka hahagaga ;ny an'ny sasany kosa fialonana an'i Pazazapa ny mention
9. ikaretsaka ( 19/02/2004 18:05)
ny hira anie no henoina fa tsy ny bikany raha mpihira izy e.. izany no naha samihafa ny mpihira sy ny manekin!
10. fijo ( 20/02/2004 10:45)
asio fanazavana letsy fa misy ny masony no mihaino a
11. aladin ( 27/02/2004 16:47)
ny an'i aina pazzapa marina ange toa bina @ endrika fotsiny no niakaranye!na de hoe tsy dia tsara aza izy!fa le hirany toa tsy matotra mihitsy
ny an'i anyah indray tsara ny irany fa le fanononony azy no afa²
12. beko ( 29/04/2004 21:39)
ka ilay fanononany hafahafa iny mihintsy no ohatran ny tena mahatara ny gasy ( chentochento),
13. fijo ( 29/04/2004 22:10)
tandremo ary sao tara ao daholo e
14. zaira ( 19/05/2005 12:48)
amiko indray aloha dia izay raha ny hirany dia bien fa nyankoatr'iny izay dia null daholo raha ampitahaina ny tena tsara ary tsy misy olona heniky ny fitiavana izany raha mbola eto antany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2151