iza moa i ratsiraka?

1. fijo ( 06/02/2004 20:53)
samia milaza izay hainy,ary mahazo mampafantatra tena koa izy.
novalian'i crrlanto ny 13/10/2004 18:53
2. donemaskit ( 06/02/2004 20:55)
ilay miteny Frantsay tsara be @ vahoaka zara raha nandalo fianarana
3. fijo ( 06/02/2004 16:28)
tsy mifankahazo izany ny resaka.
4. srakoton ( 06/02/2004 17:34)

Hoy Ratsiraka indray abdro hoe : Mora manadino ny soa natao aminy ny malagasy...Tadidinareo vy ilay niteny hoe " Ho ela velona i Madagasikara tsy mandohalika..."
5. xxx ( 06/02/2004 13:10)
bjr,
amiral, ex Pdt de de la republique de Mcar ....
ilay manome 10% 15 % isaky ny taona vaovao!

etc....

6. 2689 ( 06/02/2004 13:30)
i ratsiraka sa Ratsiraka? Samy hafa kanefa toa mitovy. Angatahana mba hampahafantatra tena i ratsiraka. Ratsiraka efa fantatra.
7. ratsiraka ( 06/02/2004 18:28)
Valiny:

http://www.ratsiraka2001.mg/html/presentation.html
8. fijo ( 10/02/2004 12:05)
efa hay hatramin'izay fa fandokafana tena no valiny.na dia efa olona reraka aza ny tena.
9. kally ( 11/02/2004 11:01)
Ilay namorona ny bokimena ka nampilaha-bary sy siramamy ny vahoaka.
10. fijo ( 13/02/2004 10:23)
lasa izy e,fantany fa diso fitontona izy tato.
11. six ( 04/03/2004 11:58)
ilay nidongy toerana ela be!
12. xxx ( 04/03/2004 13:05)
Aza dia variana mijery olona fa mijere fitaratra eh. Dia mba manontania hoe iza moa za?
13. psykatr ( 05/03/2004 10:42)
xxx mila fitsaboana avy aty amiko
14. kitjo ( 13/03/2004 13:25)
ka misy sujet precis io ko
mahita tena tsy mijery fitaratra ange i xxxxx mamaky an le resaka?
15. sejianis ( 09/04/2004 13:26)
i ratsiraka dia ilay nanova ny tanĂ na Mavoloha ho Iavoloha
Folie de grandeur izany
16. ludo ( 24/08/2004 11:53)
i Ratsiraka de i ratsy iraka @ famonoan'olona sy ny sisa tadidinareo moa lay tanany natosik'ilay mpiambin'azy t@ izy nandatsabato tsy nahita lavaka urnes de nafoy lay ranamana avy teo!!!!
17. maditra ( 04/10/2004 02:32)
Zaho d\'accord amin\'ny xxxxx. Ny tena dinihina f\'aza variana mamoha fota-mandry eo. Tsy hitondra soa amin\'areo izany :!:
18. crrlanto ( 13/10/2004 18:53)
Novakiako,sy hitako tsarabe lay doc momba Ratsiraka teo saingy tsy dia ma taitra akory fa be ny olona favy noho izy .Tsy hitako anefa zay fivoarana t@ androny fa fahantrana no hita ,sady t@ zany , dia maloto ny tanana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2641