inn ny atao
1. xxx
(
18/02/2004 17:14)
inn kay mety atao hiprovokéna ny règle ra en retard!?
novalian'i fijo ny 30/03/2004 09:11
2. ikaretsaka
(
18/02/2004 17:24)
provokena haninona? ny tsy tokony hovoaka eo no mivoaka fa forceo eo ihany!
5. fijo
(
19/02/2004 20:10)
misy fika io ka,fa izay dokotera no aoka mba hanampy azy.ary mitandrema amin'ny manaraka an.
7. ari.malala
(
19/02/2004 18:56)
manatona aky dokotera â! fa mbola tsy ampy taona anga? de aza manao tsony @ sisa an!
8. xxx
(
19/02/2004 19:25)
inn ry fijo ilay fika an!
efa ampy taona tsara za!
d ra misy zavatra d ahonn ny hanalana azy?
efa ampy taona tsara za!
d ra misy zavatra d ahonn ny hanalana azy?
9. pitchou
(
19/02/2004 17:25)
de any @ dokotera ihany! fa @ sisa raha efa ampy taona dia mampiasa irony fitaovana malaza irony! tsy lafo akory ireny! tsy tratran'ny aretina eo ko!
10. fijo
(
20/02/2004 20:03)
raha misy zavatra ao,dia tsara ny manatona dokotera.ary tandremo sy fadio,aza mba manalanala eny amin'ny sisiny izany na mora aza,fa tsy azo antoka.ny cousiniko maty tamin'ireny sisiny ireny.manorata amiko ano amin'ny namana dia hafaka miresaka tsara isika.
13. hendry
(
24/02/2004 16:50)
Azo atao ny mandrera-tena kely, mihazakazaka na manao zavatra mahavizaka na mampiasa saina be satria tsirakitra fa rehefa vizaka be na miasa saina be ny vhv dia na tonga alohan´ny fotoana ny règle na tara, andramo ka rehefa tsy mbola mety tonga dia mandiniha tena fa misy zavatra marina ao zany. Possible koa nefa raha misy zavatra ao dia mety ho lasa raha diso manao reraka be loatra ndray.
17. pitchou
(
01/03/2004 17:56)
eny wa! inona kay no tsy anatonanao dokotera e? sady afaka manoro hevitra koa ireny!
